Rolf

1. arajech ( 23/03/2007 08:04)
Karakory avy nareo sao mba misy manana tonokira an'i Rolf duo miaraka @ joba fa tsy fatako ilay joba Ny lohateny hira TSY OLON-DRATSY tao serasera.org aloha mariko eto fa tsy misy misaotra mialoha !
novalian'i mimosa ny 01/04/2007 13:58
2. mimosa ( 01/04/2007 13:58)
sli!
rehefa azonao le tononkira dia mba alefaso aty!!!Za efa ela no nitady fa tsy nahita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0749