izany tokoa no hoe.....

1. bazylou ( 21/03/2007 23:23)
Il n'y a pas lontemps que ca :

""Source L'Express 21-02-07

(empiffrer 800 invités et demander de l'aide contre la famine, quelle décence!)

Gouverner c'est prévoir.
Depuis la nuit des temps, Madagascar subit chaque année plusieurs intempéries. Les gouvernants doivent se préparer à gérer les cas durs. Ils doivent anticiper financièrement, matériellement... Est-ce le cas? Heureusement pour moi malgache qu'il y a la communauté internationnale.

Quand Ravalo voit 10% de croissance et le doublement du PIB en 2012, j'aimerais tellement y croire... Mais je n'y arrive pas."""
hoy le bandu iry
novalian'i jefra ny 22/03/2007 11:44
2. Fiffi ( 22/03/2007 06:16)
resaka efa t@ Source L'Express 13-12-06 ve no haverina ry bazylou ? t@ io fotoana io nga efa nisy ny intemperies be tahak'zao ?
3. jefra ( 22/03/2007 11:44)
Raha ny filana vonjy noho ny sikilaona sy ny kere any atsimo kosa dia:

-Ekeko fa "Gouverner c'est prévoir", saingy rehefa latsaka/voamafy dia tsy maintsy mila vonjy rehefa tsy ampy ny hatokona.Izay no ananana firenena namana/akama.

-Raha tadidinareo dia niantso vonjy tam firenena namany i Portugal/Espagne/France/Italie fony be loatra ny ala may noho ny nampafana loatra ny andro sy tsy fisian'ny orana. Kanefa tsy zavatra tonga tampoka ireo fa efa mpisy isan-taona koa, sady efa hita miandalana ny fihaviny.

-Ny tsy mety dia ny manodina ilay fanampiana, na mampiasa azy amina zava-kafa, na mampiasa ny fahorian'ny olona hangatahana mihoatra noho ny tena tsy zaka, na dia mety hanatanterahana asa fanasoavana hafa aza ny tanjona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0689