izy efatra mitambatra ve?

21. ari.malala ( 22/03/2007 08:07)
fasaly:

1- ketaka


2- bao


3- soary


4- jertrida

zayyyy!:-P:-P:-P:-P


:-D:-D:-D:-D
22. salmo1 ( 22/03/2007 08:13)
salmo1:
tsy misy hala-bato ve izy izany fa toa ny namana salmo ihany no miverimberina mihodinkodina eo @ urne e

=))=))=))=))
lany Anna ^:^
23. kelly13 ( 22/03/2007 08:21)
oay, za tsy mbola nifidy kou lany @ aôna i anna? 8O
24. salmo1 ( 22/03/2007 15:38)
kelly13: tara njy :°)
25. kelly13 ( 22/03/2007 15:45)
tsy rariny
26. salmo1 ( 22/03/2007 16:07)
kelly13:oops:mampalahelo fa tsy nifidy
27. kelly13 ( 22/03/2007 16:09)
hahahaha avereno indray ary e :°)
28. salmo1 ( 22/03/2007 16:35)
teneno aza ny safidinao fa hapetrako e
29. kelly13 ( 22/03/2007 17:32)
ahhhh i naval tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0485