jackass

1. kelly13 ( 20/03/2007 13:43)
iza nareo no efa nahita ilay jackass2? ame sensible s'abstenir fa tena matsiravina :( ms n'empeche misy tena mampimé koa klou e
novalian'i kelly13 ny 05/04/2007 09:55
2. naughtyboy ( 20/03/2007 15:58)
tsy de reviko loatra fa otrany mitady fanaintainana
fotsiny ry lerony ko..
3. kelly13 ( 20/03/2007 16:07)
d tsy nisy nampimé anao mihintsiny v? nenà le ranga antitra b nanao short iny no tena nampimé ahy!!
4. andry08 ( 20/03/2007 16:07)
tena marina fa mitady ny tsy hita firy fa dia ny hampahory ny tenany no tena tadiaviny e!Mpampijaly tena :)
5. kelly13 ( 20/03/2007 16:12)
le bibilava, anacondas beuuuu, njenestaaaa oooo, vonjeo aho
6. naughtyboy ( 20/03/2007 19:29)
otrany karazan'oul sasatry ny miaina zany ry zalah de manao ny tsy fanao na za ko ngamba no tsy nahazo oe taiza ho aiza no tokony hime..aretina mpahazo ny olona sasany ko io hihi
7. kelly13 ( 20/03/2007 20:05)
na le mpampiesona voaesona iny aza v d tsy nampimé anao? le oe tavany b volombava (barbe faite de poils de q) hono lery etc...?
8. xylo ( 20/03/2007 22:28)
mba omeo film fa tsy mahita e! misotra mialoha:wink:
9. kelly13 ( 21/03/2007 08:16)
xylo>tena nomeko ianao saingy tsy haiko ny mandefa azy eto :)
10. sakaizakely ( 23/03/2007 13:50)
kelly13>

tsy mbola nahita an'zany film izany sady tsy te hahita. Hitako hoe havendranana daholo ny ankabeazan'ny zavatra ataony. Marina mits le wé leon'ny miaina. Tokony alefa any Irak na Darfour any rehefa te hahita fijaliana fa tena :evil: :evil:
11. mamzelkely ( 02/04/2007 11:35)
za efa nahita fa olona adala mampijaly tena tsssssss aôna le asina marika am fer fanasivana marika betail de aveo tsisy mande am ze lôniny

de aôna le am vôlou ry kelly le manome vôlavo an le bibilava de nefa ny zizi an le bandy no atao ao:-D:-D:-D

tena mitapy reo marina eeetrop be mbola pire noho le 11 commandements:?
12. kelly13 ( 02/04/2007 12:19)
ka 11 commandements nge mba mi copier jackass fa tsy tafa e!!!

nenà oa ny tena nampimé ahy le oe ranga antitsa b ono lery avec les coucougnettes qui sortent etc... iny hahahahaha
13. mamzelkely ( 02/04/2007 12:46)
:-D:-D de aveo le sotomin'ny alika le izy =))=))
14. kelly13 ( 02/04/2007 12:56)
ié =))=))
15. mamzelkely ( 02/04/2007 13:06)
inn ko ny napimé anah tamin'iny :roll: mhhh :roll: hay le fohy kely apetrak ry zareo ambony seza de asina décharge électrik le seza de saika ts ni-comprendre mits lery we fa misy inn aza :-D:-D
16. kelly13 ( 02/04/2007 13:12)
hahahahaha, ie, fa ny zvt maharikoriko no betsaka @ le izy
17. mamzelkely ( 02/04/2007 14:03)
k'hita ko surtout le anaconda anaty boule boule reny dain :^)
18. kelly13 ( 02/04/2007 14:32)
misary gagigy e! nefa d faly ery le mongle reny hahahaha
19. mamzelkely ( 02/04/2007 15:59)
ary le bandy nandaingandry zareo we le resaka tsofina rivotra nefa aveo nidindry zareo tao anaty cage niaraka tam cobra :{:{:-D:-D
20. kelly13 ( 02/04/2007 16:47)
le sôvaly kou aza kou, 8-)8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4258