zà vaovao fa mitady namana

21. wooda ( 05/05/2007 21:36)
faly mahafantatra!
22. sympa ( 07/05/2007 12:59)
sympatika doly ny rahetre eeeee! Zao koa faly mahafantatra! Sali Fiffi sy wooda lol ahahahahahahahaah
23. Tokinao ( 08/05/2007 17:54)
princesseN:

... Mba valio ry reto a:!::!:

ity ary zay fa mamaly ô :)


24. sympa ( 09/05/2007 22:14)
princesseN> :-D:-D:-D:-D:*:*:*:*:*
25. herys ( 14/06/2007 07:44)
Manao ahoana hianao.
Za koa de vaovao dia mitady namana mba hifampiresahana. Ka raha azoko tsara ilay izy dia mitovy isika izany e. Izaho dia avy eto Fianarantsoa ka te hahafantatra ny vaovao malaza any ambadika any ka asa hianao koa na inona ny antony nahatonga anao nitady namana izay fa veloma dia mba valio io fanontaniako io raha tsy manahirana anao.
26. toon ( 29/06/2007 16:48)
slt enao!
za koa vao aingana no niditra membre.za koa mba mitady namana ohatranao.afaka mifameno zany sika.
manantena valiny avy any @nao.
inona ny zavatra tianao ho resahina?so d mba mitovitovy feeling ihany mantsy ka!iza no mahalala?

27. epsedo ( 30/06/2007 16:47)
slt enao! tsy aleove miara mandinika izay resaina na mba mampitovy hevitra nahoy toon mba mampitovy feeling ny hevitra hono tsy azo raha tsy amin'ny maro:-*:-*
28. sympa ( 02/07/2007 11:51)
herys, toon
29. PAKERETY ( 03/07/2007 13:21)
Ok d faly aho manoratra ho anao sy mandray anao ho anabavy na rahalahy e!rà mis ny olana d afaka iaraha-mamaha zan rehetra zan. Zay no fiainana, Zà bandy ti mifandray @ ol,manampy,manome idée sns... Ok ar e
30. sympa ( 03/07/2007 14:09)
Zà bandy ti mifandray @ "PAKERETY" Namana tsy hita
Tsy mpikambana ato io namana tadiavinao io. Na jereo fa sao dia diso ny solonanarany.
8-)
31. princesseN ( 19/07/2007 09:30)
thank's dôly eh!
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
32. epsedo ( 21/07/2007 17:44)
za re mitady namana fa manirery :oops::oops:
Prenesses avy mba tatanako :-D:-D:-D
33. marsvao ( 17/08/2007 21:38)
izaho koa mba toa izany!!lots of love!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.688