sarkozy ne passera pas
21. boubounezy
(
20/03/2007 22:14)
xxx rakay,voleur, glandeur, killer, politicien... mba miséo mou fa tsy anao resaka varianinana fotsiny eo ka lasa T... dôly refa tsy miséo ny maha izy anytena. blablablablabla!!! pauvre de toi!!! mampangoraka.
22. xxx
(
20/03/2007 22:21)
xxx:
Fa raha sanatria ka lany kosa aloha rasarko dia fongana daholo ireo etranger ireo éé!
ianao no n°1
25. mirana5
(
22/03/2007 14:02)
bonnet blanc blanc bonnet daholo ny mpanao politika é, zay tonga eo be sermone daholo tsisy ampy amidin'ny hiérarchies vao tonga aty @peuples ny sotasota isan-karazany:-w:-w:-w:-w:-w
26. rainy
(
23/03/2007 10:26)
ho anareo mipetraka sy manorim-po amam-panahy amin'i lafrantsa dia mihomana ianareo fa raha lany eo io "sarcophage" io dia hahita fahasahiranana tanteraka ianareo.
Tsy milaza aho hoe iry fidina na izary fa mieritrereta tsara fa ny tany niaviany sy ny maha hongrois azy aza efa nariany lavitrezaka.Izany no nahatonga azy nilaza ampahibemaso hoe : JE NE SUIS PAS HONGROIS JE SUIS FRANCAIS...
hoatran'ny milaza amin'ny sasany izany hoe : JE NE SUIS PAS MALGACHE,JE SUIS FRANCAIS.
am-bava homana, am-po mieritra.

28. boubounezy
(
24/03/2007 11:50)
ambava omana ampo mieritreritra marina! zany wé ra adikako afaka mifidy zé tiny ny tsy 1-1; misôtra rainy a!:lol:
29. xxx
(
24/03/2007 14:59)
rainy a! mihidira dieny izao ao anaty "sarcophage", tsy olana izany fa maninona no sarkozy hongrois foana no tenenina , fa tsy NIHOUS polonais , tsy SCHIVARDI italien ..samy frantsay daholo ireo , raha tsy tia ny fivoarana dia José BOVE fidiana é ... izy sy ny programme-any .. tsotra ...na rakay .. na inona refa tsy concerné ianao dia mihomeza .. ny zavatra teneniny jerena .. sa ianao mano économie souterraine toy ny rakay.. mba tsy handoavana "IMPOTS".. rakay ianao izany ...assuméo
30. rainy
(
24/03/2007 23:20)
Raha mamaky ny valitenin'i XXX aho dia tena mihomehy fotsiny tokoa satria na tsy afaka mifidy frantsay aza aho dia izao fotsiny : ireo roalahy voalazanao ireo dia tsy mihevitra ny ho tafiditra amin'ny fitondrana frantsay (filohan'ny repoblika frantsay izany)fa kosa maneho ny heviny ho hitan'ny besinimaro toy ny nataon'ny sasany teto antanindrazana tamin'ny fifidianana farany teo. Tsy izay milatsaka ho fidiana rehetra akory no ho lany fa izay hitan'ny vahoaka fa hitondra fanavaozana tanteraka eo amin'ny tany sy ny firenena (LAFRANTSA NO RESAHANTSIKA FA TSY MADAGASIKARA AKORY) noho izany tsy ireo olona roa avy any Pologne na hafa ireo no mahazo vahana amin'izao fotoana izao. Raha toa ka ny iray amin'izy roalahy ireo no manana ny toe-tsain'i sarcophage dia ho toy izay nolazaiko koa ny hitranga ao Lafrantsa ao. Ny maha hendry azy roalahy ireo dia tsy mikasika velively ny vahiny "Etrangers" izy na ny "banlieues" ka milaza ireo karazan'olona ireo fa hoe MANIMBA NY VAHOAKA SY NY FIRENENA FRANTSAY. Fa raha tonga amin'izany koa ny programan'ireo olona ireo dia ho hitanao fa iray minitra dia ho potika tanteraka ny voninahitr'izy ireo eo anatrehan'ny "CPNT ary ny Parti des Travailleurs". Raha i José BOVE no fidinao dia anao samirery izany, tsy hisy hiady hevitra aminao fa fantaro fotsiny fa nandritry ny fotoana naha solotenan'ny Syndicat an'i José BOVE dia nilaza ampahibemaso re-tany ren-danitra izy fa tsy hanao politique politicienne mihitsy na rahoviana na rahoviana..inona anefa no mitranga amin'izao fotoana izao ? Mety hamaly ianao hoe "il n'y a que les imbéciles qui ne changent pas d'idée..." tsy mitombona anefa izany eo amin'ny politika. Fantatrao koa ve ra-XXX fa noho ny herisetran'i José BOVE tamin'ny McDo dia nanjary nalaza eran'i Europe ny Mc Do ka na ny PDG fantsay an'i McDo, monsieur QUENTIN aza dia nahazo laza sy voninahitra tamin'ny PDG mondial an'i McDO. Ary dia nafaran'ny PDG mondial any USA izy handrindra ny fandrosoan'ny McDO. Izany milaza fa tsy nahomby velively ny politika nentin'i José BOVE amin'ilay fitenenany hoe : malbouffe.Araky ny fantatra eran'i Europe dia mbola tsy nalaza toy izao ny McDO. Iza moa no tena mankatoa ny hevitr'i José BOVE hoe hitondra firenena raha toa ka izay fihetsika nasehony hatramin'izay no hitondrany ny Firenena. Milaza i José BOVE fa momba an'i Afrika , vakio ny boky nosoratany fa tsy miresaka firy momban'i Afrika izy raha tsy takelaka efatra raha misy dia misy. Marina fa tsy ny isan'ny takelaka no inona fa ny voalazany nefa na izany aza mba fantatra ihany ny setroka sy ny tomany.
Na tsy any Lafrantsa aza aho dia mahafantatra tsara ny fandehan'ny raharaha satria mba manana fitaovana hanarahana ny vaovao miseho ihany tompoko.
Ka averiko indray fa vava kisoa misy sira io ka asakasak'izay hihinana azy. Samy mandatsa-bato ny tsirairay ka rehefa miseho izay hiseho dia samy mandini-tena rehefa avy eo.
Fa mamerina fotsiny aho aminareo GVT (Gasy Vazaha Taratasy) afaka hifidy amin'ny 22 avril hoe : mahaiza mifidy fa raha io sarcophage io no laninareo dia hanenina ianareo na dia Vazaha taratasy aza. Raha ny tena marina dia marina tsy misy maha samihafa azy amin'i Le Pen i Sarkozy...ny fiasa fotsiny no samy hafa fa raha ny foto-kevitra mitovy.Diniho tsara ny programme-ny momba ny ETRANGERS.
Tsarà tompoko.
Rainy.

31. xxx
(
27/03/2007 13:47)
rainy a! mampimé ahy ny valiteninao , tsy misy ilaiko ny firesahana an' i josé bové.. anao izany ary raha tianao haraho ny fiainany .. tsy manitona ahy ...momba an' i nihous sy schivardi ..mba mahagaga ity filazanao : amiko tsy misy antony hilatsahana ho filoham-pirenena raha tsy manana eritreritra hofiloha .. mba mahagaga ny filazanao mpanara-baovao hoe manana fitaovana hanarahana vaovao .; ny fanarahana no mety hisy fa ny analyse no tsy ampy ....na iza na iza no ho fidin' ny GVT , tsy mitovy ny mandoa impots sy ireo tsy mandoha fa velomina araky ny RMI sy ny Alloc ..nefa misetrasetra ...mba teneo amiko ve mba fantatrao ny ataon' ny ETRANGERS hafa????? misy ETRANGERS sy ETRANGERS Rainy a! ny étrangers manaraka ny lalana ary ny étrangers tsy manaraka ny lalana .. ka eo ny OLANA ... :olona iray no nangalatra akoho tao alasora .. ny mponina tao no voalaza fa mpangalatr'akoho , ny lalana ho an' ny rehetra fantatrao angamba izany ...na sarko na iza manao ny lalan ho an' ny farantsay dia izay no izy ...mba fantatrao marina ve ny zava-misy .
mazotoa rainy a!
mazotoa rainy a!
32. rainy
(
27/03/2007 19:59)
Raha niresaka an'i José Bové aho dia satria ianao no nanisy resaka voalohany momba azy. Tsy misy ilàko an'io na hoaty antanindrazana izy na hoaiza fa fihetsiketsehana fotsiny ny azy. Raha ireo roalahy iadian-kevitra ireo dia satria fantany tsara fa tsy ho lany mihitsy izy na hoviana na hoviana fa ny hitondra hevitra ho fantatry ny vahoaka no ilainy toy ny nataon'ny sasany teto Madagasikara tamin'ny fifidianana farany teo.
Raha resaka ETRANGERS ao frantsa indray dia ankatoavy hatramin'ny faran'ny taolany i Sarcophage. Ianao angamba no tena GVT( Gasy Vazaha Taratasy) mahazo vahana aminy fa anontanio tsara ny mpiara-monina aminao ao la frantsa ao (raha ao frantsa inao) fa fitiavana ny hahazo tombotsoa no betsaka fa tsy i LA FRANCE MERE-PATRIE akory. Raha ny marina aza dia miasa aloha dia rehefa azo ny vola dia miverina mody antanindrazana ihany ny farany. Soava tsara ianao sy Sarkozy plus royaliste que le roi. Tsy hitako intsony izay hifanakalozan-kevitra aminao momban'io raharaha io.

34. xxx
(
27/03/2007 21:01)
rainy a! , tsara rehefa mahay mionona ... zah tsy nila famelabelarana momba an' i josé bové (efa fantatro) ..mba mahagaga hilatsaka ho fidina nefa mieritreritra ny tsy ho lany.... participation izany no ilaina ???? mampmé ....
tsy hitako ny ho lazina aminao ..momba ny étrangers efa mazava aminao ny hevitro ...na any madagasikara ianao na aty an-dafy .. inona no hofidianao tsy izay olona miaro ny tombotsoan' ny be sy ny maro ve ???? hita fa mahavita azy ... hoy ny fiteny ...mety misy tombotsoako ao .. na iza na iza manana ny hevitra mitombina au moins fa tsy manao démagogie ... mère -patrie .. efa ela zany dadatoa rainy a !! tsy izany intsony izao .. eny é soavà tsarà aza é ...izay mangina volamena an ! eo @ analyse no tsy ampy kely dadatoa a!

35. sakaizakely
(
28/03/2007 14:33)
Samy mifidy izay fantany fa hitsinjo ny tombontsoan'ny firenena fa tsy ny an'ny tenany ihany.
Sarkofazy moa raha amiko manokana, dia ohariko @ingahy Le Pen io fa ny 1/10n'ny tena ao andohany mikasika ny politique d'immigration no tena lazainy. Ra Pen tonga dia milaza ny ao antsainy, fa sarko mbola manafina.
Na ireo mainty hoditra any @ cité mafana ireny aza milaza fa hifidy an'i Le Pen hono satria izay teo rehetra tsy nitondra fiovana mits. Satria misy am'reo dia sasatry ny miasa nefa misy mpandrava sivana manimba ny réputation, araky ny lazain'i xxx hoe iray no mangalatra akoho dia lazaina fa mpangalatra akoho daholo. Mitaky fivoarana "marina" fa tsy kobaka ambava tokoa ny vahoaka dia misy ny manantena fa le Pen tokoa no hitondra fivoarana.
Ka dia hisy surprizy tokoa ny valin'ny fifidianana @ty satria betsaka tokoa ireo ireo banlieusards navela ho laissés pour compte ireo no nisoratra ho mpividy, nefa tsy tafiditra anatin'ireo échantillon représentatif @ fanaovana sondage, dia fosika daholo ireo sondage aseho antsika ireo.
tsy ny taratasy mahavazaha no ho olana ary tsy izany irery no olana fa betsaka ny fototra mila fivoarana

36. rainy
(
28/03/2007 20:48)
Na dia efa nilaza aza aho fa tsy hiverina amin'ity resaka ity intsony dia mamaly faraparany aho alohan'ny handehanan'ny resaka any an-kafa : izaho tsy any lafrantsa fa nionona tany nandritry ny fotoana vitsy; ny hoe "la france mère-patrie" dia satria mbola misy dia misy mihitsy amintsika miteny izao Malagasy tsy maha afaka ao andohany io fiteny taloha io. Porofoy amin'ireo mpitsoam-ponenana politika ireo.
Farany : mba manafatra ihany aho hoe mahaiza mifidy ianareo ao lafrantsa ao fa ho be ny hanenina raha tonga eo io monsieur SARKOZY dit sarcophage io. Io surnom an'iléry io anie dia ry zareo vazaha fotsy hoditra, frantsay ray, frantsay reny no nanome azy io fa tsy izaho izay aty antanindrazana akory. Ny tsinjoko fotsiny dia na iza lany eo amin'ny fifidianana frantsay dia tsy ho tonga aty Madagasikara alohan'ny 2014 izy akory. Izany hoe ny dimy taona voalohany tsy dia hamakiany loha loatra isika Malagasy, raha tsy izay hoe misy tombotsoa goavana dia goavana be mihitsy angamba eto amintsika ka hirotsaka hanambitamby ry zareo tsotsoka.
Mandrapi-resaka zavatra hafa indray ê !

37. xxx
(
29/03/2007 18:19)
veloma rainy a! tsarà é ! raha misy advers moa izy (sarcophage )maninona... ny hafa toa ovy manta daholo ...
39. Fiffi
(
30/03/2007 15:10)
nefa de hatram'zao de izy ange no ambony @ sondage eh ! bref....ho hita eo ny tohiny...