Batisa @ rano/Batisa @ Fanahy Masina???
21. niryna
(
20/03/2007 16:20)
Zina>izany no nanome ahy ny tenin\'i Paoly satria sarotra ho an\'ny olona ny hanazava ilay miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra raha tsy misy mahalala ka tsy voatery hiteny an\'io daholo ny mpino rehetra.Mino izany aho ka.Ao anaty baiboly io.
Dia ampiko koa ny tenin\'i zina raha tsy misy ny fanahy masina dia tsy hisy ny finoana (faith),ny olom-baovao(new birth),ny mpino (believers ,holiness)ary ny kristiana erak\'izao tontolo izao.
-VOKATRY NY FANAHY NA FRUIT OF THE SPIRIT
Galatiana 5:22Fa ny vokatry ny fanahy kosa dia ny fitiavana, fifaliana,fiadanana,....
Ireo no vakatra mety ho azo amin\'ny fanahy ary
Marka 16:15-18 no famantarana ho an\'izay mino.

22. niryna
(
20/03/2007 16:40)
naej:
Raha tsy miteny @ fiteny tsy fantatra zany dia mbola tsy manana ny fanahy masina?
ary hono hoa : maninona no teny tsy fantatra ihany no marika hahafantarana ny fisian'ny fanahy masina ao @ olona iray ?
Tsy voatery ka,tonga ho azy anie io e,angaha misy hoe te-hiteny aho.
Ireto misy fanazavana kely satria nisy nanontany hoe inona avy ireo,ao anaty baiboly no hamaliako azy.
Izany hoe ho an'ny mpino sasany izay nahazo fahasoavana dia ireto no famantarana.
Azonao vakiana ny 1kor 12 manontolo milaza ny fanomezam-pahasoavana samihafa.
NY FANOMEZAM-PAHASOAVANA METY
1 KOR 12: 7-11Ary izy rehetra dia samy nomena ny fampisehoan'ny Fanahy hahasoa.Fa ny anankiray nomen'ny fanahy teny Fahendrena ary ny anankiray teny Fahalalana araka ny Fanahy ihany izany,ary ny anankiray Finoana amin'izany Fanahy izany ihany,Fanomezam-pahasoavana ho entina manasitrana,...Manao fahagagana,.Maminany..Mahafantatra Fanahy samihafa,..Miteny amin'ny fiteny samihafa tsy fantatra ...Mandika Fiteny tsy fantatra,..Izy rehetra ireo dia asan'ny Fanahy iray ihany,zarazaraina ho azy rehetra araka ny Sitrapony
23. routa
(
20/03/2007 17:01)
mety maty ve ny fanahy @inona ohtra ,ary mety tafverina ve?raha gasy daholo no eo de misy miteny 2hafahafa tsy misy mahay ny dikany de ahoana?za manko efa nahita hafahafa be otrany miorakoraka ahoana no andikana an ireny kay?
24. Zina
(
20/03/2007 17:21)
za manko efa nahita hafahafa be otrany miorakoraka ahoana no andikana an ireny kay?oy i routa:
raha gasy daholo no eo de misy miteny 2hafahafa tsy misy mahay ny dikany de ahoana?
dia tsy izy izany...samy efa gasy doly tsy tokony hisy ny fiteny hafa zay aloha no hinoko an...
mety maty ve ny fanahy @inona ohtra ,ary mety tafverina ve
ilay fanahy dia tsy maty fa tavela mety hadino mety ni-negligena... raha maty ny fanahy masina aminao dia tena grave be, izany no ilaina azy ho kolokoloina.
amiko io dia tsy mitombona mihitsy tonga dia alaviriko...
amiko ny fivavahana amin'andriamanitra dia misy fanajana, fa maotinana, fiderana amin'ny hira maotina sy amin'ny fifaliana izay ao am-poko...
Mahereza routa...mazoto mitady fomba fivavahana izay itanao fa mety aminao.:-*
25. niryna
(
21/03/2007 05:13)
[quote=routa]
Raha ny finoana ao anaty baiboly dia mizara roa no hisy ny fanahy rehefa maty isika dia ny iray miaraka an'i Jesosy any an-danitra ary ny iray mandeha any amin'ny afobe.Izay no mahatonga ny hoe minoa fotsiny ihany dia ho vonjena(fanahy)ianao.Jereo ilay sujet iray mikasika ilay farihy mirehitra afo na ny afo fahaverezana,nitomany Jesosy nahita ireo tsy nanaraka azy.
Lesona lavabe io ary efa nazavaiko tany amin'ilay hoe miteny amin'ny teny tsy fantatra,nisy nanipy teny hoe miteny amin'ny fiteny tsy fantatra daholo ny mpino rehetra kanefa ny baiboly io voalazako io ambony io nilaza fa mivavaha amin'Atra mba ahazo mpaminana satria ilay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra mila mpandika teny.
Eny amin'ny manaraka omeko indray ny fanazavana raha tianao izany.
Tsy tonga dia afaka hitsara isika hoe tena izy ve io sa tsia,vao noresahiko tao am-piasanay io.Nisy olona tao am-piangonana ary dia tonga ny fotoana fivavahana sy izay mila sitranina na manana olana na izay te-hanantona noho ny zavatra maro amin'ny fiainana,ilay olona nijoro teo akaikiko nihogahoga ary lasa nivadika toa feon'alika ilay izy.
Ny fivavahana dia fiainana iainantsika andavanandro io misy ny toetra tsara,misy ny ratsy,misy ny miezaka ny hanao ny marina,misy koa ny nivadika nanao ny tsy tokony ho izy.Tadidio fa na any am-piangonana aza dia misy ny miaramilan'ny satana ka aza gaga ianao raha nisy olona nanome anao fanafitohina tao.Misy ireo hery roa ireo daholo izany izay aleha rehetra.
Hamaliako ny teninao dia mety tokoa izy miteny amin'ilay fiteny tsy fantatra.
mety maty ve ny fanahy @inona ohtra ,ary mety tafverina ve?

za manko efa nahita hafahafa be otrany miorakoraka ahoana no andikana an ireny kay?
Tsy tonga dia afaka hitsara isika hoe tena izy ve io sa tsia,vao noresahiko tao am-piasanay io.Nisy olona tao am-piangonana ary dia tonga ny fotoana fivavahana sy izay mila sitranina na manana olana na izay te-hanantona noho ny zavatra maro amin'ny fiainana,ilay olona nijoro teo akaikiko nihogahoga ary lasa nivadika toa feon'alika ilay izy.
Ny fivavahana dia fiainana iainantsika andavanandro io misy ny toetra tsara,misy ny ratsy,misy ny miezaka ny hanao ny marina,misy koa ny nivadika nanao ny tsy tokony ho izy.Tadidio fa na any am-piangonana aza dia misy ny miaramilan'ny satana ka aza gaga ianao raha nisy olona nanome anao fanafitohina tao.Misy ireo hery roa ireo daholo izany izay aleha rehetra.
Hamaliako ny teninao dia mety tokoa izy miteny amin'ilay fiteny tsy fantatra.
26. niryna
(
21/03/2007 05:30)
Afaka manampy na manitsy ny namana raha ohatra ka tsy mitovy ny fihevitro ny anareo.Raisiko an-tanan-droa izany fa samy mbola mianatra daholo isika
Fanazava kely mikasika ilay batisan'ny rano dia toy ny didy folo io ka ny fanaovana batisa izany dia milaza fa mijoro ho vavolombelona izaho fa mpanaradia an'i kristy.
Raha natao batisa tamin'ny mbola kely izany aho dia mbola atao indray rehefa lehibe?Mety misy manana io fanontaniana.

27. Mandefitra
(
21/03/2007 11:18)
Fanontaniana @ Nirina/Diams/Zina:
Batisan ny Rano sa Batisan'ny Fanahy Masina no nandidian i Jesosy ny Apostoly eto?
Matio 28:19 koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina

28. naej
(
21/03/2007 11:34)
:D misaotra an\'i diamondra sy niryna ary zina t@ fanazavana, fa hoy ange za hoe:
fa raha ny fahitako azy aloha dia tsy misy maharaka 100% ara bakiteny izay voalaza ao @ baiboly na izay nanaiky nirobo-drano na izay nametraha-tanana fotsiny
ohatra ny: vavaka sy fifadian-kanina ho fanovozana hery,fakatoavana ny didy folo,ampahafolon-karena,tia an\'i jehovah andriamanitra @ fo sy saina ary fanahy,
tia ny namana tahaka ny tena sns...
misy aza ireo nirobo-drano mbola latsaka be ny fahaiza miaina miohatra @ olona tsy misehoseho ho mpivavaka.enga anie ny FM hampazava ny toe tsainy.
fa anga tsy ny fanoloran-tena amam-panahy no zava dehibe.izany hoe olon-dehibe no lazaiko eto fa tsy zaza intsony
fa raha ny fahitako azy aloha dia tsy misy maharaka 100% ara bakiteny izay voalaza ao @ baiboly na izay nanaiky nirobo-drano na izay nametraha-tanana fotsiny
ohatra ny: vavaka sy fifadian-kanina ho fanovozana hery,fakatoavana ny didy folo,ampahafolon-karena,tia an\'i jehovah andriamanitra @ fo sy saina ary fanahy,
tia ny namana tahaka ny tena sns...
misy aza ireo nirobo-drano mbola latsaka be ny fahaiza miaina miohatra @ olona tsy misehoseho ho mpivavaka.enga anie ny FM hampazava ny toe tsainy.
29. Zina
(
21/03/2007 17:02)
Mandefitra [ Valio ] 21-03-2007 12:18:24
Lohateny : Re : Batisa @ rano/Batisa @ Fanahy Masina???
Fanontaniana @ Nirina/Diams/Zina:
Voalaza teo :
Matio 28:19 koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina
Batisan ny Rano sa Batisan'ny Fanahy Masina no nandidian i Jesosy ny Apostoly eto?
Izy roa
Amiko rehefa vita batisan'ny rano dia ao koa ny batisan'ny fanahy... miaraka ireo amiko