Boky mpaminany testamenta taloha

1. saho ( 18/03/2007 18:04)
Mba misy mahay ny baiboly @ teny allemand ve ato?
Tiako ho fantatra @ teny malagasy ireto mpaminany boky testamenta taloha ireto ary koa mba omeko an'ireo izay liana te hamaky:

Daniel momba ny Nofy,Vision ary Symbole...io angamba dia hoe Daniela ihany @ teny gasy...raha mba te hamaky ianao dia vakio koa ity Isaia toko 2, andininy faha 6

Boky mpaminany EZECHIEL(teny allemand), tena tsy fantatro mihitsy ny dikany @ teny gasy ary tena mahaliana mihitsy anefa ilay @ toko 8 andininy 10

Boky mpaminany JONA(teny allemand) raha misy mahay hoe ahoana izany @ teny malagasy dia tena misaotra ho an'ireo izay mahafantatra, toko 2 andininy 4-7
na koa Jona toko 3, andininy 5

Boky mpaminany Habakuk toko 2 andininy 4

Ireo olona Diapora aty Allemagne izany no mba tiako hanontaniana ...
Ny dikan'ny Diaspora moa dia olona mipetraka ivelan'ny tany niaviany...Izany hoe Diapora malagasy eran-tany...
Merci
novalian'i cutie ny 20/03/2007 12:13
2. cutie ( 18/03/2007 20:38)
Boky mpaminany EZECHIEL(teny allemand), tena tsy fantatro mihitsy ny dikany @ teny gasy ary tena mahaliana mihitsy anefa ilay @ toko 8 andininy 10

ezekiela :lol:
Boky mpaminany JONA(teny allemand) raha misy mahay hoe ahoana izany @ teny malagasy dia tena misaotra ho an'ireo izay mahafantatra, toko 2 andininy 4-7
na koa Jona toko 3, andininy 5

jona ihany ngamba :lol:
Boky mpaminany Habakuk toko 2 andininy 4

habakoka :lol:
Ireo olona Diapora aty Allemagne izany no mba tiako hanontaniana ...
Ny dikan'ny Diaspora moa dia olona mipetraka ivelan'ny tany niaviany...Izany hoe Diapora malagasy eran-tany...


oups hay moa za tsy any Allemagne de namaly :oops:
3. Fiffi ( 18/03/2007 20:46)
sao de ity ? http://mg.wikipedia.org/wiki/Testamenta_Taloha
4. DotMG ( 19/03/2007 06:55)
Ireto koa misy rohy momba ny baiboly malagasy:
http://www.baiboly.org Misy dikanteny maro ao, na malagasy na teny vahiny
[color=#0000ffhttp://baiboly.dotmg.net[/color] Dikanteny protestanta, miezaka manaraka ny endri-tsoratra tao anaty Baiboly, toy ny sora-mandry sy ny fanazavana teny.
5. prime ( 19/03/2007 07:44)
saho> Ahoana ny fahitanao ireo Teny notsongainao ireo? Amiko tena Tenim-pitaivana lehibe no fonosiny... sa ahoana hoy ianao?
6. saho ( 19/03/2007 11:34)
Dia fisaorana lehibe no atolotro anareo rehetra izay nandray anjara sy nanome valin-teny ho ahy...

prime>Tena mandalina ireo aloha izaho izao ary dia liana be aho...Mahatsiaro sambatra aho fa manana fanantenana ao @ filazantsara...toa izany koa ve ianareo?
7. niryna ( 19/03/2007 14:55)
saho:

Dia fisaorana lehibe no atolotro anareo rehetra izay nandray anjara sy nanome valin-teny ho ahy...

prime>Tena mandalina ireo aloha izaho izao ary dia liana be aho...Mahatsiaro sambatra aho fa manana fanantenana ao @ filazantsara...toa izany koa ve ianareo?

Izaho koa toa izany.^:^^:^Ho azy irery anie ny voninahitra

8. cutie ( 19/03/2007 15:07)
Mba zarao eto moa le le voasoratra ao fa zahay tsy mahakobo mitsy :lol:
9. prime ( 19/03/2007 15:33)
cutie> Inona no tsy hitanao e?...:lol: ka ireo efa nomen'i saho ireo ny "références textes" koa tsy "kobo" ahoana ary...:wink:
10. cutie ( 19/03/2007 15:35)
prime sorato eto wa
fa aza manao ohtran'io :wink:
11. cutie ( 20/03/2007 12:13)
prime hitako ihany le izy na nampifilafilaina aza za
zany ve no mba atao we manao asan'ny kristiana aminareo :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7762