Happy Birthday NIKOPOL ..

61. Stretch ( 18/03/2007 20:07)
jamel angah tsy tia sambos8O:?::?:
62. niryna ( 19/03/2007 04:12)
Dia ho tratry ny manaraka indray e:*
63. kelly13 ( 19/03/2007 10:24)
nikopol>za naditra hé hé hé tsy mahazo kapoka za :°) d mba tataraoa any klou ny fety fa eo d tsy mitekiteky eo mihintsiny
64. kelly13 ( 19/03/2007 10:24)
miteniteny azafady fa tsy mitekiteky
65. nikopol ( 19/03/2007 10:32)
kapoka be manadala !hay marary! hay ! ataovy moramora!

Misaotra ny namana rehetra kalo e , dia omeo sambosa za stretch
66. karinah ( 19/03/2007 12:24)
Stretch:

ndry ko ky ry karinah de ny miméme ana fôna no ataon-dry ko , ko tsy marina ary ve zany .

tsy navelan-drafotsy ni-ordi zay be invité ao am tanana, vô tonga eo zao nikla , misy mamay ndray:-D
:x :?



67. karinah ( 19/03/2007 12:31)
fasaly:

:-D:-D:-D:-D mino aho ry sakaiza fa refa week end otszao iny voahambina tsara ny fitombenana 24h/24 mitry:-D:-D:-D:-D
fasaly:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:oops:


68. karinah ( 19/03/2007 12:33)
nikopol:

kapoka be manadala !hay marary! hay ! ataovy moramora!

Misaotra ny namana rehetra kalo e , dia omeo sambosa za stretch

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:°)


69. ftma ( 19/03/2007 20:24)
bon anniversaire Nikopol na dia efa dila aza ilay daty :D
ho tratra antitra e :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0411