Momba ny points tsy miakatra.

41. sitlo ( 17/03/2007 12:17)
jereo izany hoe iza no fahatelo ao
42. kelly13 ( 17/03/2007 12:17)
mba mody manao com tlm eeee

zay kou mba t hidedaka na d tsy afaka aza kou (haka tahaka an'i sitlo no tanjona) hahahaha
43. sitlo ( 17/03/2007 12:18)
niteny ve zaho hoe iza?

izaho no saika nosoratako fa azatsiny
44. kelly13 ( 17/03/2007 12:22)
inn e?
45. sitlo ( 17/03/2007 12:46)
no fahatelo kah

draiss
46. soanja ( 17/03/2007 12:55)
eeeee efa noresahiko izy fa mahatoky ny mpikarakara aho fa tsy misy ny fiangarana ary misy fanazavana mazava milaza ny points ao. (saingy zah mbola tsy namaky) nefa izy moa tena ni-esisita be mitsiny fa efa impiry nifanoratra zay zahay de mbola tsy hita fona izy hatramzao, ka io no porofo hono. De farany moa zany de nanapa-kevitra hitondra ny hafatra eto aho.
Hay moa zany nisy fiovana ny fiakaran'i points.
Zah alo mino hoe refa apetraka ny zavatra iray ampijaliana be vao mahazo azy dia miainga miaraka amin'iny koa ny filana.
Nisy nahalala tokoa ve moa fa hisy mpitia be ny Ketch-up raha vao nampifangaroana tamin'ny french fries! :D:-*:-*:-*:-*:-*:*
47. hery ( 17/03/2007 13:17)
Resaka calculs be mihitsy le mikajy an'le isa ao :-) fa na izaho aza tsy manampo ny vokany. Nisy miiba aloha teo satria izay nanala sary dia mbola nanesorana na dia ny kely ananany aza :-p fa efa ok am'zao. Tsy tokony hisy miiba intsony.

Efa niova izany ny fikajiana ny isa araka ny nolazaiko ao @ fanazavana. Anisan'izany ohatra ny hoe tsy miankina @ fandefasana hafatra bedabe @ oul iray. Tsy miankina @ fandraisana hafatra bedabe @ oul iray ihany koa... Fa miankina @ fahazotoana eto @ serasera fotsiny. Ny fahazotoana dia midika zavatra be da be.

Dia izao koa. IUlay hoe namana nahazo isa be indrindra dia tsy miova avy hatrany fa miova tsikelikely... andramondramo eo e.
48. fasaly ( 17/03/2007 13:19)
ié koboko io refa manala sary io de mihena ho azy ny isa ampelatanana:-P
49. fasaly ( 17/03/2007 13:22)
hery: mazoto am inona eto am serasera kalou no mahazo isa??sa ato amin'ny serasera ankapobeny (forum, mamaly hafafatra , mametraka tsikera ny sary)???? sa ilay hoe miditra matetika mihintsy am compte nao dia efa azo lazaina fa mampiasa ny sersera na tsy manao nin nin aza fa mamaky fotsiny sy mijery fotsiny ohatsa:-P:?:
50. sitlo ( 17/03/2007 13:43)
henonareo izany, henonareo tsara izany.

soanja> teneno ny namanao hoe izany ny aina ka ta hanao :lol:
51. Fiffi ( 17/03/2007 14:35)
sitlo:
soanja> teneno ny namanao hoe izany ny aina ka ta hanao :lol:
:roll::roll:


52. tslem ( 17/03/2007 15:34)
kelly13:
ny ppoints-ko aza moins 45

nenjy ary mba io fotsiny fa nénah ry kala -135 b zao a! :roll:
reveko milay sy ivanitihako tslem,

:-D:-D:-D
sitlo bic:
tslem sy milay izany tsy hita trasy

eto ihany kah, manao xxx fotsiny :-D:-D:-D
53. vale ( 17/03/2007 16:08)
Stretch:

za klou fiere e !
mbô mahazo isa 1 isa kerin'andro defa mahazo dedaka.

ozy hery ngambany we , iny de tsitsio tsara:-D
:-D:-D:-D:-D Stretch:-D:-D:-D:-D


54. simplex ( 17/03/2007 18:26)
soanja:
Manana namana izay aho ato dia nitaraina taty amiko izy fa tsy mety miakatra mihitsy hono ny points-ny nefa izy manoratra foana ao amin'ny mail. Ka asa hono sao misy fiangarana fa izy tsy sahy manoratra eto dia mba niangavy ahy izy hitondra teny. Ohatrany mampalahelo ahy ihany izy alo.
Aza izaho no bedesina fa ny tsy hahabekibo ahy no nanaovako izao an.
soanja,
za manana tsy ilaiko sao d mety mampitony ny alahelony? :):°)8)
55. Stretch ( 17/03/2007 18:37)
alefaso aty zany fa tena miady am piesiko.
ra sanatria izy ka tsy mila:°)
56. sitlo ( 17/03/2007 18:56)
na asiana karibonetra aza
57. ikaretsaka ( 18/03/2007 00:14)
fa inona ny olana @ ilay teboka e?
omena?
..... reo ary!
58. soanja ( 18/03/2007 04:14)
simplex:

soanja:
Manana namana izay aho ato dia nitaraina taty amiko izy fa tsy mety miakatra mihitsy hono ny points-ny nefa izy manoratra foana ao amin'ny mail. Ka asa hono sao misy fiangarana fa izy tsy sahy manoratra eto dia mba niangavy ahy izy hitondra teny. Ohatrany mampalahelo ahy ihany izy alo.
Aza izaho no bedesina fa ny tsy hahabekibo ahy no nanaovako izao an.
soanja,
za manana tsy ilaiko sao d mety mampitony ny alahelony? :):°)8)


Le avy any amin'i Hery mihitsy no hitako tadiaviny fa misaotra ka. :-*:D


59. soanja ( 18/03/2007 04:17)
sitlo:

henonareo izany, henonareo tsara izany.

soanja> teneno ny namanao hoe izany ny aina ka ta hanao :lol:


Ary ny an'i Sitlo tsy mety tratrako an! :-P


60. sakaizakely ( 18/03/2007 10:29)
nena indray niakatra tampoka teo omaly. Tsy azoko mints koa e !

fa tsy hoe natao haninn akory fa mba mahafinaritra fotsiny le hoe mahazo isa. Tsy le mifaninana an ! Fa mba tsy tantiko mitsy le miiba be azoko teo iny, marina e !

Za zao efa 1 tena faly be mits ny (l)ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2326