Hanitra Ranaivo

1. Tahiry ( 16/03/2007 05:27)
Salu dôly, sô mba mis manana lé
"Lay bamdy niady taminao
Nilaza fa hoe hilalao
Fa tsy mila afatotrao intsony..."
Hiran'i Hanitra Ranaivo
OK dôly
2. ari.malala ( 20/03/2007 07:08)
Mpivahiny

Ilay bandy niady taminao nilaza fa hoe hilala
Fa tsy mila hafatotrao intsony
Sarotra ny mitazona azy izy manakatra avo be
ianao indray no resy sy lavo (*)

Nisy vahiny tonga indray teo ambaravaranao
ianao nitsiky sady nampandroso
toa fenofeno ny fonao, izy nanome toky hoe
maniry hitoetra anilanao foana aho(2*)

ny masony kanefa toa mangalatra fijery
sy mibanjina ny varafarankely
saron'ny fitiavanao ny zavatra tadiaviny
sakananao ny rivotra iriny(2*)

Nisy vahiny tonga indray teo ambaravaranao
ianao nitsiky sady nampandroso
toa fenofeno ny fonao, izy nanome toky hoe
maniry hitoetra anilanao foana aho(2*)

omaly tao ampaosiny dia nisy taratasy iray
milaza fa izy handray ny vorom-by
ianao tsy tokony hitomany f'efa hatrany ampiandohany
no fantatrao fa mpivahiny anie izy(2*)

Hanitra Ranaivo (tarika Lolo)

Mihirà finaritra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339