diso fanatenana!!!!

1. ratonga ( 14/03/2007 09:16)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1157&ART=22569
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 07:47
2. Fiffi ( 14/03/2007 09:29)
heu.....azo hatao hoe tena diso fanantenana tokoa ve zao ? Et même s’il est obligé de prendre le métro pour… se laver, il continue d’affirmer que la France, c’est encore mieux…
3. ratonga ( 14/03/2007 10:18)
k'ita wa, ary betsaka tokotrany ngé no nandalo t@zany na vazaha na avy any @ firenena hafa nefa to betsaka ihany ko ny tafavôka sy miaina tsara avy eo....
4. booboo ( 14/03/2007 11:00)
na izany na tsy izany aza a, ilay taona voalohany iny tena mafy beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee mihitsy ...ary betsaka no mi-déprime grave a !

Fa rehefa avy teo efa zatra sy mahita ny fikafika kely fatao dia roso ty tsa mipody koaaaaa !
5. chakkakkely ( 14/03/2007 12:08)
marina tokoa fa le taona voalohany iny tena mafy , tena mampivohady mintsy hoe vao vita ity dia ody , nefa avy eo to tamana iany
6. bazylou ( 14/03/2007 23:54)
nitetikiny ohatran'ny mada angaha i zokibe ka nivoajamala!nanantena hoe mora be an!!!!!HAAhahahahahahahah, tapaka ny :-D:-D:-Dtsinaiko marina
7. Fiffi ( 14/03/2007 23:56)
8. boozkel ( 15/03/2007 15:13)
:{:{:{:{:-@:-@
9. Piksou ( 16/03/2007 07:40)
Zany ve lety e ???
Master II Paris ve de 300 euros :?::?::?:??? kay lety e !!!!
Za ary 2 ans ISCAM + 1 an CNAM @ ty année scolaire ty. mbola maherin'izany ny karamako.

:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{
10. tisera ( 16/03/2007 11:02)
tsy dia ny habetsaky ny vola miditra fotsiny kosa angamba aloha no maha-olona é! ny herim-po sy herin-tsaina miatrika ny hamafin'ny fiainana dia tena harena tsy voavidim-bola tokoa , ka deraiko aza i harizafy fa tsy mifendrofendro n'inona midona n'inona mihatra :) izy no tompon-tsafidy @ izay hitany kokoa fa mety @ fiainany
11. xxx ( 16/03/2007 13:12)
Piksou:

Zany ve lety e ???
Master II Paris ve de 300 euros :?::?::?:??? kay lety e !!!!
Za ary 2 ans ISCAM + 1 an CNAM @ ty année scolaire ty. mbola maherin'izany ny karamako.

:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{



Ka tsy karamany @ maha économiste azy anie no 300 euros fa ny maha-pointeur eny @ RATP e! voalazany fa petit boulot hono. Ka raha GVT izy dia tsy hanantena ny hahita asa tsara nefa tsy mbola integré akory knou!
12. Piksou ( 16/03/2007 13:49)
Ny momba zay alo no ts aiko e !!
Fa jusqu'à qd nefa lé petit boulot :?:?? :?::?::?::?:
Qd mm zany oe tsy misy toilette s douche zany ve tsy grave be :-@:-@:-@:-w:-w:-w:-w
13. Fiffi ( 18/03/2007 07:47)
heu.....fa tsy ohatran'za daholo kosa ny olona vao tonga aty eh ! misy de misy hoe mazana fa na aiza na aiza alehanao ange mazana daholo eh ! nga misy firenena hoe vao tonga enao de io ! mahazo zavatra raisim-potsiny ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5501