La pluie

1. Neax ( 14/03/2007 08:18)
Miarahaba tompoko. Saika mba hangataka ilay tononkiran'i Hantatiana La pluie raha mba misy manana dia misaotra mialoha.
Ilay hira toa misy hoe: seigneur plein de sagesse
seigneur tu es amour.
Dia misaotra betsaka tompoko.
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 15:05
2. dadie ( 21/03/2007 17:40)
alaiko any am namako d adikako ato am manaraka e a+
3. Neax ( 24/03/2007 04:57)
Dia misaotra mialoha Radady a!
4. Neax ( 24/03/2007 05:00)
Miala tsiny fa diso ilay anarana,
Dadie ve vavy sa lahy
5. Fiffi ( 25/03/2007 16:45)
io ny clip n'le hira an ! :)
http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Hantatiana
6. Neax ( 28/03/2007 15:02)
misaotra é é!
7. Fiffi ( 28/03/2007 15:05)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2207