mampatahotra
41. sakaizakely
(
15/03/2007 17:26)
xxx Soa fa tsy voany izany, arahabaina.
Tsy nanao plainte ve ? Na 20 ans aty aorina aza anie mbola afaka mitory ihany e !

42. kelly13
(
16/03/2007 08:23)
sakaizakely>hihihi tsy sipako ka, lolll, ka nisy razana, d tao antrano (ny rain'io ambasaderatsika io) no nandrasana, fa asa ankia ra mitombina le oe voatsindrindrazana zany fa tena nihainako io zvt io a! le izy tsy hoe mampitahotra (par rapport @ dalle :-D) ms mamizana b aveo
43. sakaizakely
(
16/03/2007 08:40)
kelly13> sao dia mba tara tamindry zany oul izany t@ fahavelony ? :-P :-P :-P
Indraindray koa ange ohatra ilay torimaso mavesatra be dia tsy tafafoha fa ohatran'ny tsy tafahetsika mintsy na dia te hiodina mafy aza. Za mattka voan'izay rehefa tena vizana be iny.

44. kelly13
(
16/03/2007 08:43)
sakaizakely>hahahahaha anadahan'i bébé-nay zany ry kala aaaa, njy an! mdrrrrr
asa klou na izay marina fa tena henoko le poids mavesatra b zany e, narary hatramin'ny tratrako mihintsiny aveo (hozy sitlo zao oe zay no naha oeuf sur plat nitapisaka anao) hihihi

45. sakaizakely
(
16/03/2007 08:55)
=)) =)) =))
de rahoviana ary no ho tonga hihinana oeuf sur plat any @ kelly13 enay e ? Ndao ry sitloman a !

46. kelly13
(
16/03/2007 09:02)
odoié ry sakaizakely, tsy zaraiko ny ahy fa efa tena kely d kely! sa valala iray ifanapahana v? hihihi!!! ndao ndray ary zaraina izany kou (sady marary fo b za io) hihihihi
47. sakaizakely
(
16/03/2007 09:24)
ka le oeuf sur plat mitsy ange no tiako e ! Ao fa za mitondra margarine anendasana azy :P
48. kelly13
(
16/03/2007 09:27)
:-D aleo menaboanjo retsy fa sao lazain'ny oul fa b style eo tsika @ margarine a, hihihii
49. sakaizakely
(
16/03/2007 09:36)
k'ita fa be style ko ! Vadimbaza ve ry kelly13 hihinana menaboanjo a ! Aiza no ahitako an'izany ? Nena le margarine omega 3 any @ Auchan ihany no ananako kou :-/ Salé sa nature no tiandry ? ;-)
50. kelly13
(
16/03/2007 09:38)
aleo nature ra izany fa ny oeuf sur plat tsinn mbola asina sira eo amboniny! :-D
51. ikaretsaka
(
16/03/2007 13:23)
kelly sy sakaizakely>fitantarana zavatra nampatahotra ve izany resakareo izany??:roll:
52. sakaizakely
(
16/03/2007 13:27)
ikaretsaka> za matahotra oeuf sur plat :{ :{ :{
tantarao zavatra mampatahotra ary mou enay e ! :-*

54. sakaizakely
(
16/03/2007 17:11)
andao ary averina indray ilay sujet fa bedin'ikaretsaka eo
Mbola tany Manakara ihany koa, indray alina efa maizimaizina izay, nifanao fotoana t@ le kofy keliko izay tao antokotany. Be namana be le dadatoa sy nenitoa fivantanako dia nisy iray t@ reo mpanao vakansy ireo nampi (l)(l)(l) ahy. Dia niaraka miafinafina teny enay. De lasa izy niandry ahy teny antokontany. Tsy ilay tokotany amoron'ny arabe anefa, fa taty ambadika izay tsy misy mpandalo mitsy satria tany enay no siora fa tsy hisy hahita.
Trano sur pilotis izy io, misy lavarangana aloha sy aorina. Dia izay vao misy tohatohatra. De inn ozy nareo ? Teo anoloanan'ilay totohatra, nisy rangahy miantehitra amina angady. Ny andro amin'io efa alina. Dia lasa ihany aho nanomboka namaky ilay veranda dia mijery tsara ilay olona no manao "akory o". Tsy mamaly ilay rangahy no tsy mihetsika koa. Ny tarehiny tsy hitako fa misatroka izy. Teo koa aho vao lasa eritreritra dia lasa nirifatra niverina.
Ny olana kely teo, ilay varavarana mifanandrify @ tohatra dia mikatona fa avy tery @ sisiny indrindra aho no nivoaka, izany hoe somary lavidavitra ny varavarana ihany vao tonga saina. Mandrapahatonga ery ambaravarana tena mikorintsana mitsy ny atidoha :{ :{ :{
Tsy gaga angamba ianareo raha lazaiko hoe tsisy iray minitra dia niverenako miaraka @ mpiray trano, marina raha nisy olona zany akory. Notsikilovina ny manodidina tsy nahitana tamingan'olona iray akory.
Fa avy eo moa dia nanontanian'ny olona aho hoe saika nanao inn tato ambadika tato ianao ? Sadaikatra be aho tsy hitako izay havaly. Dia iry ery ilay akamakeliko tazandry zareo mijorojoro tsy lavitra dia teo vao kobo hoe kay naika namonjy an'i S... ;-)

56. niryna
(
16/03/2007 20:40)
Izaho indray tafaraka ireny olona mamo matory anaty train ireny dia nisy telo lehilahy niditra ary nijery olona izy,vao nikatona ny varavarana dia samy nifandrobaka nisava ny paosin'ity mamo matory izy ireo.Efa nahay mihitsy hoe ialahy etsy izaho eroa.Nangovitra aho fa tsy sahy niteny,vao nivoha ny varavarana dia lasa nitsoriaka izy telo ary noentiny daholo izay zavatra rehetra hitany teo akaikiny sy tany am-paosiny,ranama anefa tsy nifoha na nihetsika kely akory.Raha izany moa izao no nataony angarodona toy izay hoy aho dia ahoana no nataoko:roll:
Dia nisy olona adala lava ranjanana izay ihany koa indray andro ary mbola izaho irery no tao anatin'ilay train.Tazako lavitra izy ary misavoritaka ireny,natahotra be aho ary dia nivavabavaka,kanjo nisy ireny boky kely fivavahana ireny teo akaikiko,tsy fantatro hoe taiza no nahatongavan'io teo.Tonga dia omeko ity adala ity io hoy aho dia teneniko izy hoe Jesosy tia anao.Toa nisy fefy nanasaraka ahy sy ilay adala nony nanantona ahy akaiky izy ary toa tsy nisy olona no fijeriko ny fijeriny.Teo aho vao nisaotraotra sady nisento naka aina.8O