sakafon-jaza

21. simplex ( 13/03/2007 14:04)
andry:
tsy hitako izay hidiran'ny tenin' Andriamanitra @ i salmo mitady sakafo ho an'io zazavavy io, ny RAD anie efa namahana ny zanany fa tsy i salmo no hamahana azy e! Ka izy aza toa tsy miresaka aminao akory fa ianao no efa mitady ny hamelona azy sahady! hi!hi!hi! fahano aloha i salmo mba ho lehibe fa aza mitady olana tsy an'ny tena e!

aza mora sendaotra alou ndry e :-*
tsy d resaka sakafo loatra ny lohahevitra fa loharano-tsakafo ;-)
avelao kosa izy mba hiketriketrika ze miady @ piesiny e. Nga mou nisy norarana isika @ zany, mahazo mitora-bato doly ze mbola tsy nanapoinsa sy voapoinsa teo :°) sa endrasana ho 30 taona izy io vao avela mahazo manao an'zany :-w

salmo: mba manaova otran'ny lehibe @ zay wa fa tsy raisin'zala serieux toi. Ity no fika:"ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko" ;-)
22. salmo1 ( 13/03/2007 17:39)
ra simplex: kôzy ah:?::-D


23. pissoa ( 13/03/2007 18:32)
misy oul de kôndrana mitsy k :-D:-D:-D:-D:-D
24. salmo1 ( 13/03/2007 18:44)
pissoa: zah zay le kondrana zay
25. pissoa ( 13/03/2007 18:49)
refa tsy salmo dia simp na salmo sy simp :-D:-D:-D:-D:-D
26. salmo1 ( 13/03/2007 19:26)
simplex: tsy mety less io ah.:oops:
tokony oe: ahoana enao amiko fa angedaiziko ny taniko :°)
27. simplex ( 13/03/2007 19:39)
:D:D
kalma kalma aloha baina ;-)
aza mi-paniq zany fa vao mia tsy mandaitra ;-)
tsy maintsy manao resabe toi hampitoniana ny fon'ny le tsy *pach* rehetra fa kivy ry zareo hoe toa tsy jeren'i salmo zahay :°):roll:8)8)
28. salmo1 ( 13/03/2007 20:50)
simplex:
tsy maintsy manao resabe toi hampitoniana ny fon'ny le tsy *pach* rehetra fa kivy ry zareo hoe toa tsy jeren'i salmo zahay

Efa nisy niteny less oe: ny any salmo kou ny olona tsy tonga matetika eto no mba resaresahina... enao io hafahafa mintsiny ah.
29. Stretch ( 13/03/2007 21:35)
:roll: :roll: :roll:
30. xxx ( 13/03/2007 23:35)
salmo1= pachinot

manaiky daholo ve isika?
31. simplex ( 14/03/2007 10:21)
xxx:
salmo1= pachinot

le "=" tany @ lycee ve io sa "=" milaza hoe olona 1?:P

valiny: ra le voalo tsy haiko :°) ra le faha2 tsia. Ny sariny aza d efa tsy mitovy ;-)
32. salmo1 ( 14/03/2007 17:41)
simplex: tsssssssssss aza avadika less le resaka.
Lycee ahoana ndray aza :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.419