KABARY

1. naritsimba ( 12/03/2007 05:34)
Miarahaba antsika namana rehetra!

Noho ny antony manokana dia voatery noesorina ilay Fampianarana Kabary tao @ Tahiryserasera.
Ialana tsiny aminareo namana izany, mampanantena kosa anefa fa raha misy zavatra tsy azonareo ka tianareo anontaniana dia vonona foana aho ny hamaly azy.

Misaotra antsika namana rehetra!

NARITSIMBA
novalian'i simplex ny 14/03/2007 09:48
2. Fiffi ( 12/03/2007 06:11)
misaotra naritsimba nampandre :) :-*
3. naritsimba ( 12/03/2007 09:30)
Fiffi> tsy misy fisaorana e,
4. simplex ( 12/03/2007 19:08)

kiiiiiiiiiiiiiiiii ary zao za vao kopy an'zany d efa niala sahady le izy.:evil:

Fanotaniana: azo averina ve le izy ? :°)
5. naritsimba ( 13/03/2007 04:54)
simplex> ho hitantsika eo! ezahiko ny hamerina azy fa tsy ho toy ny teo aloha fa tsy maintsy hisy ny zava-baovao.
6. simplex ( 14/03/2007 09:48)
ok ok misaotra lesy e:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1835