ahoana ny ataoko ialàko tanteraka @ sipako?
1. boozkel
(
10/03/2007 15:14)
Efa ho roa volana zay zahay sy ny sipako no nisaraka nefa tsy mety amelany za, antsoiny foana za isan'andro de tsy valiko, andefasany sms za. tena mandreraka an!
nefa izy tsy tiako tsony ne e,
saika hoe tsy ampesaiko tsony ny numéro-ko nefa le num miasa be @ asako. de ahoana zany? inn ny ataoko?
Fa rah ny hiverina aminy aloha tsy hisy intsony e,
izy nefa tsy mety hiaraka @ olon-kafa hono
fa ny tena mandreraka de izy miantso sy mandefa sms lava zao.
ampio e :(

novalian'i dadie ny 05/04/2007 16:12
2. Fiffi
(
10/03/2007 15:30)
(tokony natao tao @ fitiavana izy ity)
heu....de aza valiana fotsiny rehefa tsy tianao intsony koh !
Ka raha tsy mety hiaraka @ olonkafa intsony izy.....azy zany ...
Ny fandefasana sms kosa angamba tsy de olana ô ? tsy vakiana fotsiny le izy de zay koh ! ny appel indray raha misy ny présentation du numéro de aza valiana tsotr'zao !

3. Stretch
(
10/03/2007 19:03)
hafa mintsy ny manana an fiffi an !
^:^
vao haingana kely tokoa zany fisarahanareo zany ,
fa miaraka am fotoana dia ho lefy ihany , fa aza jerena ny sms, aza raisina ny antsony .
fa refa tsy mamaly azy de kôpy ihany izy refa ela ny ela , mbola mi tenter chance kosa nge zany izy e !
fa njy ra tena tsy tia azy tsony de zay e !
na hamaly azy azy njy oe za tsy tia tsony sns
ra vao mamaly de vao maiky izy miantso sy manoratra.
mahareta kely fotsiny retsy a .

4. Fiffi
(
10/03/2007 20:03)
zay mihintsy....
Raha tsy tianao intsony izy de aza mamaly azy intsony fa "il va comprendre à la fin" hoe : tena tsy hamakian'loha intsony zah .......leo izy nihafarany de hangiana .....
Stretch: maninona akia zah ? :):-*

6. boozkel
(
13/03/2007 07:58)
tena tsy azonareo nge le izy e,
efa tsy raisiko ny appel-ny, efa tsy rarahiko ny sms-ny; f'inn ny ataony hoy nareo?
antsoiny aty am-piasana zah, rah tsy zay antsoiny any an-trano,
vraiment mankaleo,
efa tsy raisiko ny appel-ny, efa tsy rarahiko ny sms-ny; f'inn ny ataony hoy nareo?
antsoiny aty am-piasana zah, rah tsy zay antsoiny any an-trano,
vraiment mankaleo,
9. salmo1
(
13/03/2007 09:49)
boozkel: fa ahoana kosa aza izy de ataonao ôtrizany:?: :oops: vahaolana haingana: manaova nareo mitsam fotoana eny am Bar na Restaurant de mifanazava oe: ¿fa inn no tena antony izao?. Farany tsy maintsy hisy hifamelaheloka ary hiafara am :-*
12. ari.malala
(
14/03/2007 14:34)
xxx:
Asio sakay ny vodinao dia may dia fay izy,
:lol::lol::lol:
andray kosa!!!! mba olona ts manjary
13. ari.malala
(
14/03/2007 14:37)
boozkel:
tena tsy azonareo nge le izy e,
efa tsy raisiko ny appel-ny, efa tsy rarahiko ny sms-ny; f'inn ny ataony hoy nareo?
antsoiny aty am-piasana zah, rah tsy zay antsoiny any an-trano,
vraiment mankaleo,
Raha miantso any ampiasana nga tsy afaka afarana ny receptionniste na ny standardiste hoe raha misy olona toy izao miantso ahy na raha miantso ahy i ranona dia tsy eo aho na occupé aho na tsy miasa aho e! ny any antrano koa torak'izany, tenenina izay mpandray tel ao antrano hoe teneno fa tsy eo za de raha sendra ianao no mandray azy dia mody manova feo de miteny hoe diso numero enao...sinon teneno une bonne fois pour toute hoe tsy efaka miaraka aminao tsony za!
14. andry2007
(
01/04/2007 11:08)
Tsotra be zany ry boozkel a! tonga de soloy izy am'zay tsy hi-tenter ny hiaraka aminao intsony ary ra zay appel sy sms zany avelao ho any e!
15. hajarivo7
(
02/04/2007 09:54)
zao atao e , ataovi hoe misi aretina enao de meti tsi hifanerasera aminao intsoni izi ,satri mataotra ni ho voa koa , sa aona ....?