kole sereo
1. patiadietrich
(
09/03/2007 23:17)
mba andefaso ny tononkira kole sereo raha mba misy.
misaotra betsaka
2. Stretch
(
10/03/2007 08:39)
gasy ky sa vazĂ ?
de ra gasy de iza no mpihira azy
le an'i Jocelyne Beroard iny manko no fantako.
3. Fiffi
(
10/03/2007 08:40)
nga tsy Mima no mihira an'io ?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0413