Ndao hamorona fetin'ny lhl isika forumiste...feu de camp...

1. xl ( 09/03/2007 14:31)
asiana brochette partie dia, manao Mahaleo sy Lolo Zokiny,...
Izay lehilahy intéressé milazà ny heviny ary e!
Misaotra mialoha!
novalian'i pimaso ny 13/03/2007 13:15
2. Fiffi ( 09/03/2007 14:58)
tsy misy fanasana ho an'ny vhv ve zany ?
3. melody ( 09/03/2007 16:54)
eny hoa, misy v?:wink:
4. booboo ( 09/03/2007 17:11)
Fiffi, Melody > tsika tsy miandry hasaina zany fa tondé tonga fotsiny kah :°):°)
5. Fiffi ( 09/03/2007 18:34)
eka ouz ndry zay :-D:-D:-D:-D
6. mandrak ( 09/03/2007 19:33)
xl:



misotra ny ranga namoka ny evitré. ka aiza ary ny fotoné :)
7. simplex ( 09/03/2007 19:47)
mandrak:

misaotra ranga nankato an'io hevitra io a :)

booboo: invite ny vevavy fa manjary tsy mpahandro an'le "motika" :°);-):-*:-*
8. melody ( 09/03/2007 22:51)
booboo: ka raha tsy invité isika fa tonga fotsiny d lasa miafara mahandro sakafo hoandry zalahy:wink:
9. ratonga ( 09/03/2007 23:25)
:miam::miam::miam::-D
10. melody ( 10/03/2007 00:09)
faly e ratonga fa hisy hanao brochette, hihihihi
firy no atao ho anao?:-D:-D
11. booboo ( 10/03/2007 08:36)
Simplex > ountsssss...sady efa invitées no mbola hanao motika kounkou ? ratsy be zany le ! :°):-P

Melody > aaa, tsika ny mikaly ihany ary mbola hikaly hatrany fotsiny no hataotsika kah :-D
12. melody ( 10/03/2007 09:04)
booboo: rha izay indray d dakôrou zà:-D sady zà ti mikaly:miam::miam::miam::miam::miam::-D
13. Samoana ( 10/03/2007 10:01)
Aiza aloha le firenena misy an'i xl sô reraka manao repetitiô fotsiny zahay e:-D
14. xxx ( 10/03/2007 12:42)
ra xl a! ialahy aloha tsy atokisana fa sao voafelaka any ny kofa e!!! efa hitako ihany manko ny adin ialahy ary @ wanadoo forum ao!
tandremo zalahy fa vita barbecu any ny derika
hahahahaha
15. Fiffi ( 10/03/2007 15:58)
:-w:-w
16. niryna ( 11/03/2007 04:48)
xl:

asiana brochette partie dia, manao Mahaleo sy Lolo Zokiny,...
Izay lehilahy intéressé milazà ny heviny ary e!
Misaotra mialoha!

De ny lahy no mikarakara fa izahay mihinana sakafo fotsiny sy mitehaka ,tsy maninona ve?

17. pimaso ( 12/03/2007 07:28)
Ok , fa any andafy io sa eto dago?
ary ny vavy ahoana?
18. xl ( 12/03/2007 07:47)
Hialana tsiny hialana fondro ry Andriambavilanitra rehetra eto fa, hay moa ianareo ty mahaleo sy lôlô
Ny proposition date 25 juin 2007 raha eken'ny rehetra,
(hoan'i xxx : misehoa ianao fa aza miafina ao ambadik'ao raha misy hevitra tiana ho aseho,
ny xl : dia fanafoezana ny "excellent" raha io abréviation io no manitikitika anao)
entre-parenthèse fotsiny iny fa i xl dia eto dago @ zao,
Aleo samy haneho ny heviny fa tsy maninona, na fanakianana aza ,fa mahatsara zavatra izany
Misaotra mialoha
19. Fiffi ( 12/03/2007 08:03)
ka hoe aiza hono no hanaovana an'io koh ? dago sa ...:?:
20. xl ( 12/03/2007 10:58)
Dago ka!
Raha Route By Pass n'Ambohimanambola ve mety sa tsia?
Dia atao ny vote sur forum, hoe lanin'ny be sy ny maro na tsia?
sinon, toute autre suggestion sera bienvenue,
fa raha tsy mahafeno 50 kosa aloa au moins ny nombre de participants ; c'est pas très motivants e!
@ ireo aza mety 25 sisa no tena mandeha rehefa tonga le fotoana,
ity koa iray : raha problème le feu de camp, dia aleo atao excurssion fa ny ambiance sy programme tsy ovaina,
ny Vehivavy mantsy mety tsy ho avelan'ny vadiny na ny Ray aman-dReniny hivoaka alina,
Miandry ny hevitr'i ny be sy ny maro,
Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9697