fa ahoana ihany ity gasy lany andro
1. bazylou
(
08/03/2007 23:32)
mangataka etsy syeroa ity e!! na ny prezda aza tsy menatra intsony ny hangataka etsy sy eroa !! ny vokatra ve ??? tssssssssssss, ny beneficen'ny orinasany no feno
novalian'i Fiffi ny 10/03/2007 08:49
2. Fiffi
(
09/03/2007 07:46)
bazylou: na hatraiza na hatraiza , na firena iza na iza rehefa misy ny catastrophe naturelle ireny de mifanampy ny firenena.......de manao fangatahana internasionaly @ fanampiana an ! tsy madagasikara hiany no manao an'io an !
3. sakaizakely
(
09/03/2007 13:56)
io lazain'i Fiffi io dia marina. Na firenena matanjaka toa an'i Etats Unis aza mangataka vonjy tratry ny ouragan Katarina. Fombampiainana izany.
Fa misy koa ireo mpangataka rehefa tsy mahazo dia lasa be taimbava maharikoriko. Toy ny mpangatabola @ gasy any ivelany. Rehefa tsy manome dia lazaina fa mafiady tsy alehany, dia raha démontrer-na aminy ny contraire, satria misy ny tafita, dia lasa mivadika resapialonana indray ilay izy.

5. sipagasy
(
09/03/2007 16:43)
tsssssssss ary raoviana vao tsy hahita an'i ra bazylou HANGATAKA hevitry ny seraseraiste intsony kleeeeee, ndana @ izay fa ianao tsy mila fanampiana e!!! zory ndrematoa ny lalana kouuuuu:o mankaleo tss
6. ftma
(
09/03/2007 19:10)
sipagasy: :-D:-D mbola tsy nangataka lalana izy fa mbola tiany ihany ato hanehony ny heviny ko
7. bazylou
(
09/03/2007 23:49)
izay ry anona eto foana an!!! ka inoa no avoakanao ??:-D:-D:-D:lol::lol:
8. Fiffi
(
10/03/2007 08:49)
Fiffi:de ahoana ozy enao momba an'io ry bazylou ?