CD Lalatiana

1. maholisoa ( 08/03/2007 17:04)
Manao ahoana,

Sao mba misy mahalala hoe aiza no azo vidina ilay CD vaovaon'i Lalatiana ??? (Vente par correspodence eto Frantsa raha mety)
Mandrampihaona.
Maholisoa
novalian'i cutie ny 19/03/2007 16:35
2. booboo ( 08/03/2007 17:08)
www.jejymozika.com
3. koralie ( 08/03/2007 20:04)
fiable ve akia io ?
4. EncoRama ( 08/03/2007 20:30)
amiko tokony ho fiable nefa mbola ts nanao aho aloha.
5. booboo ( 08/03/2007 20:45)
Koralie > ry zareo no isan'ny namoaka ilay cd donky tokony ho fiable...t@ ilay concert tany Macon dia notenenin-dreo hoe tsisy afa-tsy @ io klou hatr@ zao raha te-hividy (ankoatra ny rehefa misy concerts)....
6. maholisoa ( 09/03/2007 20:50)
Manao ahoana,

Misaotra an'ilay nanome ny adiresy.
Zay aho vao nahita ny lisitry ny hira ka gaga fa toa efa misy hira efa ela be.
Hanandrana hanao commande aho dia hiverina eto hilaza raha mety ilay izy.
Mandrampimail.
Maholisoa
7. cutie ( 10/03/2007 04:02)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 08-03-2007 21:45:40
Lohateny : Re : CD Lalatiana
Koralie > ry zareo no isan'ny namoaka ilay cd donky tokony ho fiable...t@ ilay concert tany Macon dia notenenin-dreo hoe tsisy afa-tsy @ io klou hatr@ zao raha te-hividy (ankoatra ny rehefa misy concerts)....

za wa mba hividiano :lol::lol::lol::lol:
8. maholisoa ( 17/03/2007 07:16)
Manao ahoana

Voaraiko ilay CD, tsy nisy olana.
Misaotra an'ilay nanome adiresy indray;
Maholisoa
9. booboo ( 19/03/2007 14:33)
cutie > inona klou ny tambiny dia ividianako :°):°):°):°):°):°)...zany haratsiam-panahiko lé :-D:-D:-D
10. cutie ( 19/03/2007 14:37)
tsiky de ampy ny tambiny:):):):)
11. cutie ( 19/03/2007 14:38)
de misaotra tompoko koa tambiny :lol::lol::lol::lol:
12. booboo ( 19/03/2007 14:41)
tsssssssss tsy mahavoky zany :°):°):°) ao fa alefako an'eritreritra any na izany aza hihihihihihi :°):°):°):°)
13. cutie ( 19/03/2007 14:42)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. cutie ( 19/03/2007 14:43)
tsy maintsy azoko foana akia io fa tsy taitra njy a a
:lol::lol::lol::lol::lol:
15. booboo ( 19/03/2007 14:44)
:-D:-D:-D :-P
16. cutie ( 19/03/2007 14:50)
mbola hikafiry any @ namana ny France any alou na Dago :-D:-D:-D:-D:-D
17. booboo ( 19/03/2007 15:10)
zay f'efa nankeny @ paositra an'eritreritra zà nandefa azy hihihihihihi
18. cutie ( 19/03/2007 15:29)
hihihihihihi
mbola tsy tonga aty le eritreritra :-D
19. booboo ( 19/03/2007 15:31)
aza hitako ka diso ny adiresy nosoratako tany lé ....manahy mafy aho...:-D:-D:-D:-D
20. cutie ( 19/03/2007 15:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
de miverina an'eritreritra any @njy le izy raha diso adiresy koa:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077