ty misy ray!!

1. kiadi ( 06/03/2007 22:59)
inona re eh????=))=))
novalian'i kiadi ny 08/03/2007 12:58
2. sitlo ( 06/03/2007 23:14)
biriky

ps: tsy azo ilay hoe =))=))
3. nanoukely ( 06/03/2007 23:29)
ty misy ray inona ? ray tanana ve sa... ray aman_dreny? lol :p
4. nanoukely ( 06/03/2007 23:30)
aiza le hoe jereo eto to tsy nisy klé?
5. kiadi ( 06/03/2007 23:33)
mimé io ra sitl an
6. sitlo ( 07/03/2007 15:30)
lantatro izany :-D

fa ilay mampime mihitsy no tsy tratrako
7. kiadi ( 08/03/2007 12:58)
ka tsy tadidiko tampoka le iz ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0789