Fialamboly

41. sakaizakely ( 13/03/2007 10:00)
Fiffi> marina tokoa izany, ny fahafinaretampo manao ilay zavatra fotsiny dia efa zavadehibe. Sady manao izay mahafinaritra ny saina no afapo dia efa mandeha zoli ny fiainana.
42. sakaizakely ( 13/03/2007 10:07)
Tisera> misaotra mankafy :-*

Santionany kely fotsiny ihany ireo. Mampilamina ny saiko mihitsy ny fanaovana an'ireo ka. Ny namako rehetra koa mpanao an'izao daholo, matetika mifampiantso izahay manao azy aty antrano na any amin'ny namana hafa. Convivial be fa sady mihinana gato no "miasa" saingy ny fotoana no tsy ampy loatra intsony :P

Za koa tia mitsangatsangana, indrindra fa rehefa tsara ny andro, saingy aty ratsy andro matetika :evil:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3174