HIZBOU LAh

1. bemalaza ( 06/03/2007 11:17)
manotania hono rehefa tsy mahay,
hita sy heno ombieny ombieny tokoa ny resaka sy ny momba an'ity antoko ity gaga tokoa zahay fa tsy tena maharaka ny momba ity antoko ity sy ny tanjonany ary koa ny vondron'olona izay misy ao aminy
ka raha misy mahafantatra na koa efa mba naheno ny momba2 ity antoko ity de mba miangavy mba hilaza izany fa mahaliana tokoa ny momba ity.
ary mialatsiny raha toa ka aty no nanoratanay azy .
novalian'i xxx ny 19/03/2007 00:47
2. ann ( 06/03/2007 11:31)
:(
aiza nareo zany ry bema ah
any am ndry zareo avy any liban no anotanina, fa ry zareo angamba no tena mahall msms an'io .
3. fijo ( 09/03/2007 06:08)
tsy liban no fototra fa iran
4. xxx ( 19/03/2007 00:47)
Intony le parti tsy misy ilana azy @ fampandrosoana. Leo tanteraka ny libanais chretiens @ireto olona ireto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6409