Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
ràh té irozirôzy dé...
21. Fiffi
( 18/03/2007 20:33)
melody: zah akia tena hummm....tia be an'io an !
Répondre
22. melody
( 19/03/2007 12:56)
zà koa, asa raha tadidindry ny jorery, io no tsy hanadinoko ny zakaranda, sady manitra! Ny olona tonga eny @ io lac io hijery ilay anjely mainty fa ny ahy io no tena tiako sady efa madio be eny izao an!:D
Répondre
23. ratonga
( 19/03/2007 15:10)
melody: zàh ngé misy ahy daholo eny rehetra eny é!!:-D:-D:-D, io arinal'é paka sary io zao tadidiko tsara mitsy fa tao ny sekolinay talou:cry:
Répondre
24. melody
( 19/03/2007 19:46)
ratonga: izany v? misy anao daholo hatraiza2 an!:-D:-D
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.068