hitanao eo ampitan'ny esplanade analakely le akaikin'y totobato antaninarenina eo am le mpivarotra articles bébé io ao misy fa ny vidiny no tsy haiko de misy ray zay fa mbola hotadidiko fa tsy tsaroko tsara hoe taiza le izy fa ny azy le mba manaradamody reny e, lazaiko anao ihany refa tadidiko an,