lavitréééééééééééééé

1. xxx ( 03/03/2007 17:06)
sao mba misy mahay na manana tonokira ty hira ty nareo ""Lavitre ny tany misy anao rony é "" de le refrain ohatran'ny hoe "misongodinaeran'trano mitsakaraka anao aho ,kanefa sovenira tsy ampy anaka
novalian'i lbeby ny 15/12/2013 02:51
2. Stretch ( 03/03/2007 17:45)
kein Ahnung !
3. sitlo ( 03/03/2007 18:34)
za koa tsy mahalala
4. Fiffi ( 03/03/2007 19:00)
iza no mihira azy ?
5. sitlo ( 03/03/2007 20:40)
tena tsy haiko
sao dia hoe
mitsingidingidina daholo
6. Stretch ( 03/03/2007 20:45)
raha izay zany de Francis turbo ny mpihira.
:lol:
7. sitlo ( 03/03/2007 20:46)
fa angaha tsy fou hehy iny?
8. Stretch ( 03/03/2007 20:49)
a a a . taraika ndray zoky tamn'iny.
ah ! sa nanahary, e e e tsy haiko tsony
9. sitlo ( 03/03/2007 20:58)
nanahary no tompon-kevitra fa nony maty lery dia nataon'i francis turbo hira ilay izy
10. lbeby ( 15/12/2013 02:46)
Tadidiko io hira io, nampatsiaro ny fahazazako, za mieritreritra oe Ejema no mihira azy, saingy tsy itako @ album ananako.
11. lbeby ( 15/12/2013 02:51)
"....folankandro magnina e!
harivariva mahatsiaro ô!"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6868