mapme!!

1. bazylou ( 03/03/2007 01:21)
mba mahaga ihany ity mapnareo ity fa tne fampandrina adrisa fotsiny no ao!! 500 millions d'euro be izao no ataon'ilay prezdanareo miao miao etsy seroa nefa ny firenena aza tsy solvable akory!!Koa raha tsy poma ny vazaha koa hanome izao plan marshall sy saosy anaovana mapme rehe tra izao!!
Amin'izay ilay izy tsy misy rafitra mazava hoe izao no ato na izao fa mankany amin'ny faritra iray dia manao conferasy kely dia hoe manao map ny ao Sava, ny atsy sy eroa , ny akoho sy ny vorona!!
Dia ny map hono mandeha ihany nefa ny vola nokasaina anaovana azy aza tsy misy!!:roll::roll::roll::-D
Izao izao ny vary 9000fmg ny ao bira, ny sasany efa vary 100g raha betsaka nohaniny dia ny map hono mandeha ihany!!ts mapn'ny olona noana izany!
Tena mapme ra8esque ilay izy!!
novalian'i Robert ny 13/03/2007 18:07
2. nathie86 ( 08/03/2007 14:07)
de mampe anao ve zany tsy tokony hoe hampalahelo ve.
3. nathie86 ( 08/03/2007 14:13)
fa iza no tian'ise eo @ fitondrana de mba inona no vaaolana ho etin'se ho @ fampandrosoana ny toekarena:?::?::?::?::?::?::?::?: de mba lazao anà ilay tena mapme ao @ lahatsoratr'nga fa tsy de mampe ahy lôtra.
Miandry valiny avy @nao eeeeeee
4. Robert ( 13/03/2007 18:07)
Tsy afaka hamaly anao i Bazyl Nathie, tsikera no hainy...
Ireny no atao hoe mpanohitra mandrakizay, tsy manana programme azo atolotra fa mitsikera ny kely vitany sasany na ratsy io na tsara...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1076