faha sivy ambiny folo Nº 19
24. fasaly
(
04/03/2007 22:22)
:-D:-D:-D
samy manana ny vintany fa tsy misy miady zany eo ry salmo a!
samy manana ny vintany fa tsy misy miady zany eo ry salmo a!
26. kelly13
(
05/03/2007 14:46)
avoay ary pachinot klou jerena ze teneniny ra tsy izy io xxx io oooo
27. fasaly
(
05/03/2007 18:11)
salmo: an an an! mety izy mitsy io manao xxx io fa te hanao surprise amlàh fotsiny:°)
30. diamondra27
(
06/03/2007 02:53)
:-D:-D:-D
avereno indray fa tara avion za fa tsy naharaka ry salmo a!
inona ilay hoe: pachinot?
avereno indray fa tara avion za fa tsy naharaka ry salmo a!
inona ilay hoe: pachinot?
33. tisera
(
10/03/2007 07:55)
:-D:-D ary sao dia efa nataon'i pachinot namana nosakanana aza aloha i salmo dia lasa tsy afaka mandefa hafatra manokana é! fa i pachinot kosa klou sipa kely mahafatifaty é! physiquement raha eo @ ilay sary ato @ sera mety hifanentana ihany i salmo sy ipachinot é:lol:
34. xxx
(
10/03/2007 23:46)
tisera:
:-D:-D ary sao dia efa nataon'i pachinot namana nosakanana aza aloha i salmo dia lasa tsy afaka mandefa hafatra manokana é! fa i pachinot kosa klou sipa kely mahafatifaty é! physiquement raha eo @ ilay sary ato @ sera mety hifanentana ihany i salmo sy ipachinot é:lol:
hihiii! i pachinot nareo ra le sary no jerena de vao zazakely 7 ans tsy mitsiry nono akory, zany v hahay fitiavana? bisare!
35. tisera
(
11/03/2007 08:16)
:? mba zazazaza endrika angamba fa tsy hoe 7ans kosa ry xxx a! l'amour n'a pas d'age hono ange é! fa raha zazakely kosa klou ts'isy mahamaika; mbola ho eo foana ihany
