tinondia

1. bazylou ( 03/03/2007 01:01)
"""Des bruits persistants laissent entendre que la chanteuse Tinondia serait l'amante d'une personnalité politique de haut niveau, très liée à l'Église de Jésus Christ.

Vous en avez entendu parler?????????"""
Henoko tetsy syteroa io, rah amanan nfo ianadia lazao hoe raha marina na tsia!:wink::wink:
2. sipagasy ( 03/03/2007 08:46)
oadray!!!!! ka inona ny olana s amialona ianao fa tsy nahazo hihihihihihihihihihi mampme tssssss fiainana daholo izany ry tsamy annnnnnn
3. xxx ( 03/03/2007 11:08)
Ary bazylou mba miaraka @ iza ?:roll:, tantarao eto aloha ny fianan'i bazylou avy eo bazylou miresaka ny an'ny hafa:(
4. Rafotsy ( 03/03/2007 12:28)
Tsy haiko iza i Tinondia , fa vie privée io ka tsy hidirako e !
5. patrick2002 ( 03/03/2007 15:27)
heveriko fa spectacle ny tinondia aza kou ,izaho koa aloha mba maniry an'i Tinondia eh!:roll: raha iny no tonga aty CANADA ah!:x hanofa limousine izaho hitsenana azy.:D:D
6. Fiffi ( 03/03/2007 17:15)
ka inona ny olana ry bazylou ? fialonana ve ? :roll:
7. koralie ( 03/03/2007 20:45)
manao alahelon'ny tsy nahazo an'i Tinondia ve ry bazylou a!
8. Fiffi ( 03/03/2007 21:28)
efa mahazatra azy io kah !
9. patrick2002 ( 04/03/2007 07:54)
ary ra bazile nga tsy mba tara an'i Tinondia ,izaho aloha ra-bazil tena mila ho latsaka mihintsy ny vera aty antanako rehefa mijery ny clip-ny tinondia.
10. zandrikely ( 04/03/2007 15:52)
misy tinondia eto paname @ 24 mars
bazylou :aza miditra be lotra @ fiainan'ny olona ry bazy a , ny anao atao zay mahamety azy , ka ra marina izany dia maninona kay enao , mahazo vola be sa mahazo voninahitra be
11. Fiffi ( 04/03/2007 17:36)
indrisy....
12. tynah ( 04/03/2007 19:20)
Tsy hainao:-@ angah ilay hataon'i fou hehy hoe: aza miditra am fiainan'ol!!!
13. madera2 ( 04/03/2007 20:54)
zay zany ka fianana daholo zany , nefa tokony mampieritreritra raha marina izany satria , zany no anaporofoana ny olona iray ....... ka sarotra atokisana
14. Fiffi ( 04/03/2007 21:13)
le honohono no tena tsy mety eh ! na izany aza fiainany zany ka tsy hitako hoe aiza marina ny olana ? :roll:
15. papala ( 05/03/2007 12:10)
bruits persistants !:-@:-@:-@:-@:-@
16. bazylou ( 05/03/2007 23:12)
pedofily, gadra, ....reveo ao fa nareo io e!!
17. sasa ( 06/03/2007 05:40)
hi hi hi hi hi lainga be io izahay aty madagascar aza tsy mbola naheno an'io, tsaho io, hi hi hi hi sady vie privee io d tsy hidirako lalina fa za fotsiny aloha tsy mbola naheno anzany
18. ninasky101 ( 12/01/2008 10:08)
marina daholo zany saingy tsy zakantsika gasy le hoe ''olona malaza sy mpitarka vahoaka tsy maintsy idirana ny fianany'' za aloha naheno vaovao marimpototra e.....
19. ninasky101 ( 12/01/2008 10:10)
:*marina daholo zany saingy tsy zakantsika gasy le hoe ''olona malaza sy mpitarka vahoaka tsy maintsy idirana ny fianany'' za aloha naheno vaovao marimpototra e.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3383