fako

1. ari.malala ( 02/03/2007 15:07)
tena tsy misy azon'ny CUA atao mintsy ve momba ilay fako b etsy Ambohijatovo eo am arrêt 117, fa tena mahatsiravina b, mivangongo be ilay izy, sady refa le mbola tsyfeno ny taxiB d feno lalitra marikoriko b e! dia ny tiako anaovana fanamarihana iany koa dia ity fangoronana fako @ andro atoandro ity, matetika am 12 na ilay b ambotaizy iny no mandalo le fiarabe feno fako, de mamofona anie zany e! t@ le b orana b reny mo d tena mila hioka hando mintsy ra sendra ao afarany ny fiara mitondra ny tena na sendra mande tongotra:? :?
novalian'i dadie ny 28/03/2007 18:19
2. ikaretsaka ( 02/03/2007 15:26)
mandehana koa mba mijery eny andralanitra eny @ mopera pedro.. fa eny no ten aambiansa izao
3. xxx ( 02/03/2007 22:59)
ka tokony ianareo mahita azy anie no mandraoka na mifanaraka @le sofera 117 sy ny manodidina de manadio é fa raha hiandry tomponandraikitra izany de ho maina eo foana
4. xxx ( 02/03/2007 23:33)
marina mintsy ny anao , nefa izy tsy hanao 8O
5. xxx ( 06/03/2007 17:39)
ka efa misy vola natokana ho aminizany anie e, ka rehefa tsy vitany toponandraikitra dia omeo anay ny vola fa hho ataonay:-P
6. dadie ( 27/03/2007 12:26)
aseoy ahy aki zany refa makany za ry ari a ,hany an ,tena tsy naita zany aho tany nefa lalako matetika iny ,biz akia a
7. ari.malala ( 28/03/2007 12:38)
fa naona moa no hoe za no hanala ny fako? za nga mpiasan'ny commune?:-D:-D:-D manin tsy xxx no mirotsaka manao azy?:^):-D:-D:-D:-D:-D
8. dadie ( 28/03/2007 18:19)
andao aki ataotsika fa tsy maninona a hany ooooooooo ,amizay za makany d mandede tsika fa avelatsika eo ny fako itan'ny havany eo hany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4033