mba mangataka eh !!!!

1. vona ( 02/03/2007 07:59)
salut daholo ô!!! Afaka mangataka ilay tonon-kira an'i Tovoj'hay lé hoe "fihin-tanananao" ve azfady dia misaotra mialoha an!!!!
novalian'i Fiffi ny 02/03/2007 08:14
2. Fiffi ( 02/03/2007 08:14)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=103 tena tsy ao ve io ? sao manko diso ny titra ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5416