Lalàm-pianakaviana @ fananganana olona
1. salmo1
(
01/03/2007 10:45)
Izay olona hantsangany olona @ firenena hafa dia azony olom-panangana hatao ny manova ny fanampina-anarany ilay olona nantsangana ary tsy maintsy soratana ao @ bokim-pianakaviana ny anarany ilay nantsangana. Ary feno fitovizana ilay olona nantsangana eo @ fianakaviana vao2, mpiara-monina sy ny fitaovam-panjakana rehetra. Tsy misy ifandraisany ilay firenena taloha ny mombamombany ilay olona nantsangana fa very tahakany maty ny taratasy mombamombany fianakaviana niteraka. Zany oe; tsy hekeny fitsarana Espain ny manana Ray amand'Reny DOUBLE.
Miova daholo izany ny @ ilay nantsangana rehetra. oh: Ny dadabe sy bebe, dadatoa sy nenitoa, cousins sy cousines sns...
Mbola misy fiavahany anefa ilay olona nantsangana:D oh: mahay ny fiteniny taloha, mahatadidy ny namany taloha, afaka manao izay tiany hatao sns...
Que bien la vida.
2. salmo1
(
01/03/2007 10:53)
sao ve de hatsikana sy lalao:!: :°)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.6049