Mitombina ve fa refa tsy ampy fitiavana dia lasa kizitina ?
21. vale
(
11/03/2007 11:12)
:-D:-D:-D
xxx: mitombina io knooo..jereo fotsiny ny manjo ireny ankizy tsy ampy fitiavana ny ray sy reniny ireny de hoatran'izay ihany, na lasa malahelo lava, na lasa kizitna, tsy maintsy zay ny fandehany rehefa tsy ampy fitia ny oul 1.:wink:..xxx, misy aza tena lasa mampiova lay olona ho lasa olon-drtasy ny mank d'affection io, (so de amour le any am-pandrina kanefa alou ty resahanao eto ty:roll::-D:-D..), fa raha resaka fitiavana en général de zay, matetika mintsy ireny pamono oul sy olona agréssifs (mahery setra moa ve zany? mety mahadika azay? tsy haiko loatra!) fa reny dia oul tsy ampy fitia dol de lasa mankahala ny fiaraha-monina, eny fa na de tsy avy @ FM aza ny anton'ny fahoriany, de zay matetika, rhf tsy zay indray de lasa le oul manjombon-dava reny izy, na koa misy lasa kizitona,:-D:-D:-D:wink:

22. vale
(
11/03/2007 11:15)
Samoana:ity koa mitombina mintsy, fantany hoe tina be izy de mizesta,hihihihihihihihi:lol:..toa ny zaza ampihantaina ihany io e:wink:
ny olona tiavina be loatra koa lasa kizitina
23. vale
(
11/03/2007 11:18)
xxx:tena tsisy mpitia mintsy kosa alou le kizitna eee,..fa de zay ny hoe mila micopr le oul hiantefan'le fahakizitinana ndray2,:-D:-D:-D:-D:wink:
REhefa kizitina vao maika koa tsy misy mpitia koa!!!!!!
Tsy mitobona angamba izany ilay hevitra.
26. Vahinala
(
12/03/2007 21:26)
Ny tsy ampy sy ny be loatra samy ratsy avokoa, fitiavana amin'ny ankapobeny mihitsy io. Raha diso tiana loatra ny zanaka ka ampiantaina loatra dia manimba azy, raha tsy ampy koa anefa ny fitiavana azy dia misy fiatraikany amin'ny fiainany koa.
Raha amin'ny fitiavan'olondroa ndray dia tena mitombona izany, indrindra hoany vhv rehefa efa miha mitombo taona izay izy nefa mbola tsy manana olontiana raikitra sy tena tia azy dia mampakizitina, mamparary mintsy aza ko.

28. vale
(
12/03/2007 23:43)
dongadonga :-D:-D:-D:-D, k'efa hoe tsy ampy fitiavana koh, njy an! :-$ihihihihihi:wink:
29. lila
(
19/03/2007 10:17)
ny itako ndray mety hoe efa toetra mintsy le kizitina, misy ol na de tina be ary de mbola kzi foana.