Izay hinoany no eritreretiny hinoantsika

1. salmo1 ( 01/03/2007 09:37)
Fiangarana no betsaka sady tsy misy fifanajahana @ finoany hafa. Ny fiangonana METM izany ôtrany oe: tsy misy any Mscar. :-D:°):-P
novalian'i salopard ny 01/03/2007 12:44
2. xxx ( 01/03/2007 10:08)
fa inona no hidiran'zany eto @ politika ?
3. salmo1 ( 01/03/2007 10:13)
ka olo-politika manavakavaka no nanao anio, de zay no nanaovako azy tato @ politika.
4. salopard ( 01/03/2007 12:44)
ça me rapelle au temps de ratsiraka; tsy ratsiraka no ratsy fa ratsy iraka (ce sont les conseillers qui sont malhônnete, mais pas ratsiraka) et ratsiraka etait là 25 ans .

y 'aura des cinglés qui vont nous bassiner, c pas ravalomanana mais ce sont ses conseillers.
et ravalo sera là pour 25 ans .

de toute façon la frequence de cerveau de processeur de certains est de 1 tours / 25 ans.

Tsy ny namanao no ifaninananao fa ny ratsy vitan'ny sasany omaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1008