ny mpitory
21. niryna
(
03/03/2007 08:27)
fijo:
za dia nianatra tao amin'ny sekoly "notre dame" tao mahajanga.i frere paul moa no mpamianatra anay tamin'izany.ary za dia navelany hivoaka isaky ny manao le fivavahana isamaraina.(satria tsy nafeniko azy fa za dia tsy mino)
izy dia tia miresaka amiko mihintsy,ary isaky ny miresaka izahay dia matetika io resaka finoana io no resakay.
fa indray andro izy nanontaniako hoe:"fa maninona aho no ekenao hivoaka sy hianatra ato nefa fantatrao fa tsy mino?"
dia hoy izy,raha ferana hoan'ny mpino ity sekoly ity tsy hisy hianatra ato.
lazaiko anao hozy,fa maro ny mopera na frera no tsy mino ny fisian'andriamanitra.
gaga be aho tamin'izay.fa noazavainy ahy,fa izy dia lezonera taloha,ary maro ry zalahy no tsy nahita aleha nony vita ny fotoana tany."taorian'ny adin'ny algeria hozy"ka dia maro izahay hozy no nanao frera,satria tsy te hijanona tao frantsa.nefa maro taminay no tsy mino an'andriamanitra fa dia asa io ka dia natao.
ary taty frantsa aho dia mbola nahare an'io koa tamina mopera .
Izaho koa mpianatra toa anao izany ary niteny koa ilay frere fa andeha hianatra any Rome.Niteny koa izy fa tsy tena frere izy fa raha tsy miditra io izy dia tsy ahita asa.Ny iray aza nivadika nanambady dia niala tsy nampianatra anay intsony.Ireo dia tena nisy toa ny anao ary izany no ninoako azy.Kanefa be ny zava-misy,izany akory tsy hampidika ahy ny tsy hino an'Atra? Indraindray misy olona manana fankahalana zavatra iray noho ny antony maro nitranga teo amin'ny fiainana.Ohatra nisy niteny hoe efa voafitaka izy ka tsy hatoky olona intsony.Olona iray ve no mpangalatra akoho dia ny Alasora rehetra no ataonao hoe mpangalatra akoho :roll:
Mitombona daholo io teneninao io.Tadidio fa olombelona toa antsika izy ireo.Izay no fantany fa mety dia izay ve no mahatonga anao hanenjika sy ankahala ny mpivavaka ato.Nandalo fisedrana daholo isika rehetra satria io no fitsapana omen'Atra antsika raha mivadika aminy isika na tsy.Miverena amin'izay fijo a efa ampy anao angamba izay ny fankahalanao an'i Jesosy.Raha tsy hiverina ary ianao aza dia enjehina sy aratsiana loatra ny mpanaraka AZY
EFa maro no nahatsikaritra ny nataonao,tsy midika akory izany hoe tsy maitsy arahina ny olona,manana safidy ianao,saingy kosa fivavahana no tianay hianarana eto kanefa fankahalana sy fanenjehina no setrany.Misy aza ny sasany tsy nahatsapa ny fanontaniana dia lasa nanao kivazivazy ary farany lasa zary tenany ilay izy.Tsy dia tsara anie ny manao vava tafahoatra e,ny mamerina azy no tsy laitra.Ny teny koa toa ny antsy marany rehefa tenenina tsy ampiheverina kanefa manampy olona koa rehefa zavatra tsara nivoaka avy tao am-ponao io.(l)niryna
22. tywa68
(
03/03/2007 09:11)
niryna : i fijo mampiresaka ary tsy mila miverina ao @i Tompo, satria efa tao h@izay : ny olona mampiseho fa mahay baiboly(ka manao tsianjery ary miteny azy ho devoly) no tena tsy tantiny ! (sy ny mampitahotra @ afobe).:lol:
23. ikaretsaka
(
04/03/2007 02:03)
nisy nanontany izay koa aho hoe ampio izy hono hitady an'Andriamanitra
dia hoy aho hoe tena tsy afaka manampy anao aho.
fa maninona hozizy
de hozy aho hoe satria io ataonao io de ohatran'ny ataon'ny trondro efa ao anaty rano ianao no miteny amiko hoe ampio aho hitady ny rano
http://ikaretsaka.skyblog.com/5.html

24. niryna
(
05/03/2007 05:00)
ikaretsaka:
nisy nanontany izay koa aho hoe ampio izy hono hitady an'Andriamanitra
dia hoy aho hoe tena tsy afaka manampy anao aho.
fa maninona hozizy
de hozy aho hoe satria io ataonao io de ohatran'ny ataon'ny trondro efa ao anaty rano ianao no miteny amiko hoe ampio aho hitady ny rano
http://ikaretsaka.skyblog.com/5.html
Ka io efa nasehonao io izany ry ika a.Andriamanitra dia fitiavana,dia mbola miteny koa izy hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao.Ny fiainana rehetra dia feno fitiavana fa anjaran-tsika no mizara na mandray na manome ny fitiavana.Misy kosa anefa dia fankahalana no setrin'izany.Fitiavana izay nomen'Atra io dia lasa poizina raha tsy manaraka ny atao hoe tiava(l) ny namanao-tiava(l) ny fahavalona-aza mamaly ratsy ny ratsy(l)(l).
26. fijo
(
07/03/2007 23:46)
niryna an,ka ny palestianina izao dia ankahala jiosy satria mampijaly azy ny jiosy.mino aho anefa ary misy izany.jiosy mba mikaroka koa ny soa hoazy ireo,fa dia efa izay e.
tywa,le olona sasanytsy hoe mahay baiboly,fa mitsindroka izay mba sendra hitany sy nanaitra azy tao
tywa,le olona sasanytsy hoe mahay baiboly,fa mitsindroka izay mba sendra hitany sy nanaitra azy tao
27. Rasiligaoma
(
08/03/2007 00:27)
nareo koa tsy mamaky baiboly ..ara tantara sy ara baiboly dia taranak''i abrahama t@ sara (Isaac) sy ny zanany t@ piasany(Ismaela) ireo
s raiso (imagineo) hoe ianao (raha lahy) na ny vadinao (raha vavy)
no sady niteraka t@ vadinao ramose no niteraka t@ solafanao
dia miady ny lovan-drams ireo zaza ireo aty afara...
zay io !
s raiso (imagineo) hoe ianao (raha lahy) na ny vadinao (raha vavy)
no sady niteraka t@ vadinao ramose no niteraka t@ solafanao
dia miady ny lovan-drams ireo zaza ireo aty afara...
zay io !
28. linarako2
(
09/03/2007 11:23)
tywa68:
niryna : i fijo mampiresaka ary tsy mila miverina ao @i Tompo, satria efa tao h@izay : ny olona mampiseho fa mahay baiboly(ka manao tsianjery ary miteny azy ho devoly) no tena tsy tantiny ! (sy ny mampitahotra @ afobe).:lol:
Angaha kosa ny fitenenana ny zava-misy dia milaza fa mampatahotra.Raha izaho aloha dia aleoko maheno hoe izao anie no mety hitranga raha toa ka tsy manaraka ny tenin'Andriamanitra isika e.
29. niryna
(
12/03/2007 04:23)
Rasiligaoma:
nareo koa tsy mamaky baiboly ..ara tantara sy ara baiboly dia taranak''i abrahama t@ sara (Isaac) sy ny zanany t@ piasany(Ismaela) ireo
s raiso (imagineo) hoe ianao (raha lahy) na ny vadinao (raha vavy)
no sady niteraka t@ vadinao ramose no niteraka t@ solafanao
dia miady ny lovan-drams ireo zaza ireo aty afara...
zay io !
fijo a io efa nazavain-drasily io izy.Efa nisy fanazavana nalefako koa any manazava an'io.