souplesse n'i mompera
1. xxx
(
28/02/2007 17:09)
Ilay mompera izany tsy manao n'inon'inona ao ambany soutane. Dia nandeha nankeny amin-dry masera , nandeha motosikleta
Tonga teo an-tokotany, dia nahatazana maserea maromaro dia tonga dia nizesta be t@ ilay motosikleta (saika hanao slalom angamba) , kanjo nianjera na dia niezaka be aza nanitsy an'ilay motosikleta, niakatra ny soutane, niseho ny nafenina
niala sirika i mompera: hitanareo ny souplesse ko an !
dia nifampijery ry masera, hay ve souplesse ny anaran'ireny e ?

novalian'i Zina ny 02/03/2007 20:07
2. Simpona
(
01/03/2007 10:58)
:-D:-D:-D:-D
Souplesse ve?? rehefa henjana reny tsy sople miits:lol::lol:

3. xxx
(
01/03/2007 13:40)
Dia t@ le mbola tsy nihenjana le izy dia hoy ny
- masera iray : nofo io;
- poy hoy ny iray hafa : hozatra io sady efa nia nihenjana ihany;
- An!an!an!Taolana io hoy i mamera avy eo : jereo fa mivoaka mihitsy ny Tsoka!!!!!!!!
Annnnnnnnnnnnndrayyyyyyyy!!!!
o^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o

message=))=)) =))=))=))=))
o^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o