FOOTIKO

1. salmo1 ( 28/02/2007 13:54)
Raha niheno vao2 tao @ mbs izaho de naheno any ingahy mpitondra nilaza fa oe: na Chelsea, na FC Barcelone, na O. Lyon tsy mbola mahay milalao ôtrany Mscar. Nefa Mscar resy 4-0 vao aingana kely teo. :-D=))

Maptsikaiky izy zany.
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:21
2. mercure ( 28/02/2007 14:29)
Tsy mahagaga io. Ny Malagasy na dia efa tsy avotra izao aza dia ao foana ilay toe-tsaina tsy manaiky gisitra. Tsara ilay izy saingy rehefa lasa ambom-po toy izao dia mandreraka. Aiza ve ny Barea dia hahay noho ny Chelsea, na Barcà na Lyon? Ny vokatra anie no mikaonty e! Aiza re izany e.
3. rush ( 28/02/2007 15:14)
fa maninona no atao ato @ politika ito fa tsy ao @ fanatanjahatena?
4. salmo1 ( 28/02/2007 15:46)
rush:
fa maninona no atao ato @ politika ito fa tsy ao @ fanatanjahatena?


ka ilay vao2 henoko mihintsy no mombamombany politika de tato no nampidirako azy.
5. salopard ( 28/02/2007 16:45)
4-0 dia efa fivoarana izany @ zoky levalo.
tsy mba 5-0 toa an'ny comores, déjà qlq chose.Tsy mba 6-0 t@ andron'ny deba hono!

tsy ny namanao no ifaninananao fa ny ratsy vitan'ny sasany omaly

en plus le yaourt TIKO ny barea , regime nutritionnel cancérigène, ka izany no olana.
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff , sniff,sniff ...
6. fijo ( 28/02/2007 23:21)
sao dia mba sarinteny no nataony fa nareo no mandray azy hoe resaka baolina tokoa????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0677