Ohatran'ny tany tsy misy olona aty e!...

1. xl ( 28/02/2007 12:29)
izaho irery no aty o!
novalian'i pimaso ny 02/05/2007 07:03
2. xxx ( 28/02/2007 13:37)
saly ra-xl an
3. Fiffi ( 28/02/2007 14:07)
xl:
izaho irery no aty o!
aty aiza io ? :roll::roll:


4. linjo ( 28/02/2007 14:16)
Fa aiza enao zany e! :oops:^^
5. xxx ( 28/02/2007 14:38)
tena manako mihitsy izy izany [size=12px]zany[/size] [size=11px]zany[/size] [size=10px]zany[/size]
6. Fiffi ( 28/02/2007 17:02)
dinika tsy misy lohany , tsy misy......tsy azo , tsy mazava.....tsy araka !
7. dadie ( 28/02/2007 19:13)
any am ze misy any ROSSY koa lol.....
8. kally ( 28/02/2007 20:51)
ie!e!e! ny akama a! ieee! e!e serriii a!
zany hono ry reto a!
9. Fiffi ( 01/03/2007 15:37)
dinika tsy mazava ! tsy hay ! tsy azo.......
10. sitlo ( 01/03/2007 20:10)
http://www.dailymotion.com/JiJo68/video/xs1di_rossy-madagasikara-madagascar-hira
11. Samoana ( 01/03/2007 20:39)
sitlo/reviko leisy a:wink:
12. kally ( 02/03/2007 19:33)
Fiffi:

dinika tsy mazava ! tsy hay ! tsy azo.......



Mba modia ihany akia Fiffi fa very indry izany an!
13. Stretch ( 02/03/2007 19:42)
sitlo>
:snif: :snif: :snif:

reveko ko lesy a!
fa za voan'ny heim weh tampoka teo.
iny ny tsy napilay azy.
manja e!
14. Fiffi ( 03/03/2007 17:17)
kally: fa inona nefa ny tiana lazaina @ le dinika ?
15. andry08 ( 03/03/2007 22:38)
misaotra na dia izany aza.
16. xl ( 12/03/2007 11:17)
i Rossy anie no manao an'izany e!
Za koa mba tsy mahazo le hira dia mba manontany anareo namana?
hay koa ianareo tsy mahazo!
17. pimaso ( 02/05/2007 07:03)
asio ny olona e!
dia avia aty
;-)
;-)
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4359