taolam-balon'i Jesoa!
21. menafotsy
(
01/03/2007 01:23)
kally:
Ny finoana dia tsy mba tsara iadian-kevitra.Ny tsy mpino hilaza foana fa adala sy mivadik'ondrana ny mpino, ka raha izaho dia samia manao izay heveriny fa hahasambatra azy.Izay tsy tia aza manakivy ny tia,tsy hitondra fahasambarana ho anao izany! ary ho inonao moa izy raha mino rehefa izay no hahasambatra azy?
Ny finoana dia tsy fady fa mahazo mino ianao,nefa raha vitan'ny kristianina ny tsy mampiely ny finoany dia ataoko fa marina tanteraka ny any Kally.
22. fijo
(
01/03/2007 05:19)
saingy indrisy fa ny azy tiany asesika,fa ianao sakanany rah amiteny ny hevitrao
23. rakaroka
(
01/03/2007 08:02)
LazaDaddy:
rakaroka:
maninona no mbola midodododo
mankany @ dokotera ny kristiana maro hadinon-drizareo angaha fa Jesoa ninoany izay anie ka nahasitrana?... Aiza ny finoanareo?...
1) Araka ny hevitrao, naninona no nampiasa fotaka sy rora ohatra i Jesoa nanasitrana?
2) I Lioka ve nijanona tamin'ny asa maha dokotera azy sa nanohy?
Alefaso alavitra ny fikarohana fa aza ajanona @ izay asesiky ny olna ho raiki-tapisaka ao an-dohanao
Justement izay no hanakaran'ny saina ny zava-misy marina mba tsy hinohinoana fahatany. Raha i Jesoa no
nampiasa ireny matière ireny noho ny loi de l'univers fonosin'izany dia inoana fa raha olona
hafa dia antsoina hoe siantifika tsy mankaiza loatra!
24. prime
(
01/03/2007 16:26)
Tena mahavariana an... siantifika firy no efa niezaka namaha ny mistery mikasika ny fahafatesan'i Jesosy sy ny fitsanganany t@ maty fa tsy nahita fahamarinana avokoa... "hypothèses" no betsaka... fa rehefa ny Tenin'Andriamanitra no miteny hoe izao ny zava-nisy marina dia lazaina angano sy lany andro sy tsy ilaina intsony amin'ny vanim-potoana ankehitriny...:wink:
25. linarako2
(
03/03/2007 01:01)
prime:

Ho tonga ity ny fankalazana ny fitsanganany dia misy mitsangana milaza zavatra tsy ho hitany foana.Raha nisy taolana tao amin'ny fasana dia tsy nisy ny fitsanganany tamin'ny maty.Dia tsy nisy ho faly ny olona fa nitsangana tamin'ny maty Izy.
26. fijo
(
03/03/2007 01:26)
prime an,namanareo teto no nilaza fa "hypothese" ny hianteheranay izay mino kokoa ny siansa.
ok
fa io finoana io ve tsy hypothese???????
ok
fa io finoana io ve tsy hypothese???????
27. Fanambinana
(
03/03/2007 17:30)
Fijo: Tena mora amidy raha ianao. De dedaka ery zao mahalala fa hita zany ny taolan'i Jesoa? Ianao zao no manao finoana boloky. Avy hatrany dia manaiky izay lazain'ny sasany fa tsy mandinika akory. Mba jereo ny zava-misy fa resaka vola io. Vao hainga izay no novohizina fa nanana vady sy zanaka Jesoa. Be ny kely saina no nino avy hatrany nefa izao dia lefy sahady izany, satria resaka manidina fotsiny. Izao indray de lazaina fa hita ny vatan'i Jesoa sy Maria, de io fa mino koa ny mora amidy.
Fanontaniana kely ho anao: olona vendrana ve Paoly niova fo ka tsy nanenjika intsony ny kristiana? Izay ihany
Fanontaniana kely ho anao: olona vendrana ve Paoly niova fo ka tsy nanenjika intsony ny kristiana? Izay ihany
28. piste
(
04/03/2007 05:04)
Tsotra io ry zalah, ho anareo tsy mpino dia mazava ho azy fa tsy misy ho anareo Andriamanitra . Ary izay tsy finoanareo izay no mibaiko anareo hisafidy ireo porofo heverina fa tsy mampisy azy. FA ireo porofo mampisy Azy kosa dia ialanareo. Dia izay no mahatonga ahy milaza fa tsy objectif ianareo.
Aiza ka izay voalaza vao omaly dia inoanareo sahady nefa ilay ao @ Baiboly toa moramora aminareo ny mandà azy. Ary na ny verité scientifique koa anie mivoatra fa tsy absolue é. Mety ho rava io thèse io afaka fotoana vitsivitsy.
Farany: na tsy mino Azy aza ianareo dia tsy manakana ny fisiany izay, satria tsy miankina aminareo na amiko izay mino Azy ny fisiany. Fa ny fisiantsika no miankina Aminy.
Fa ny mahakamo miady hevitra @laisany dia miseho ho besaina nefa dia tsy ao mihitsy. Tsy olona tompon'ny argument fa mpanara-damòdy fotsiny. Raha mbola te handalina ny porofo tsy fisian'Andriamanitra ianao dia vakio ny bokin'ny Niezsch, Feurbach, J. PAul Sartre, MArx, sns.
Rehefa mahavaky an'ireo ianareo dia miverena eto indray hifandahatra. fa rah io hevitra taingitaingina ataonareo io dia tsy izy mihitsy. Aiza ve rangahy dia tsy hainao koa ny manavaka ny atao hoe : verité de foi sy ny verité scientifique. Dia sahinao ve ny milaza fa hypothèse koa ny finoana. Ataoko fa t@ Terminal izahay mba nianatra epistémologie ihany.

29. prime
(
19/03/2007 07:27)
Ary mahagaga koa fa ny olona milaza ho manam-pahaizana no tena mora rebirebena raha izany... Vokany, tsy fantany intsony ny manavaka ny atao hoe "réalité" sy "fiction"...
Na ny "titanic" resahina aza dia voatsipika tsara hoe "inspired by a true story"... ka asa re no dikan'ny hoe "inspired by" fa ho an'ny sasany izany ilay izy midika hoe "translation in movies of"...:-D:-D
Ny mpandinika rehetra mahafantatra fa ny hoe "inspired by" dia maneho ampahany kely, tena kely nakàna aingam-panahy... asa re...:wink: