namana hono
1. xxx
(
28/02/2007 09:19)
tsy haiko oe aiza no asiako an ty fa mba alefako ato aloha satria mahatsikaiky anah
http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1blc1_ny-tena-namana
http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1blc1_ny-tena-namana
novalian'i sitlo ny 03/03/2007 20:13
4. sitlo
(
28/02/2007 14:43)
ny tena namana hono
dia ireo izay mananatra sy manoro
amin'ny zvt zay mety ho atao
raha sendra ka solafaka iny ianao
ny tena namana hono
ireo izany tsy mba midaroka na mamono
fa kosa manome tanjaka sy hery
ra senga ka tomany iny ianao ka very
oh u oh u
ireo namana ihany anefa
tandritandremo ihany kosa anefa
izy ihany no manome ilay
TOAKA
sy ialay
Sigara be
(tsy mampihomehy raha tsy henoina)
dia ireo izay mananatra sy manoro
amin'ny zvt zay mety ho atao
raha sendra ka solafaka iny ianao
ny tena namana hono
ireo izany tsy mba midaroka na mamono
fa kosa manome tanjaka sy hery
ra senga ka tomany iny ianao ka very
oh u oh u
ireo namana ihany anefa
tandritandremo ihany kosa anefa
izy ihany no manome ilay
TOAKA
sy ialay
Sigara be
(tsy mampihomehy raha tsy henoina)
9. Stretch
(
02/03/2007 18:14)
Nampihomehy fa tsy tokony naveriny in-droa.
ôtran le bandy 2la niverina nijery an lay film v ?
tsy maty wa io (10fois)
maty iany le rôla.
:-D :-D
kiii tssss.
ka tsy napoiziko hanao fôpla fanindroany wa le rôla.
11. Stretch
(
02/03/2007 21:00)
inn ko zao mah latsaka an tony eo.
ko ra tsy zé izy ty ko we level. . .
film angé le njeren'e!
ko ra tsy zé izy ty ko we level. . .
film angé le njeren'e!
