Enao io mihintsy !

21. Stretch ( 27/02/2007 23:06)
tsy arako ra vô hira ,
ny ale hira hafahafa tsy fihainombahôka reny no haiko !
liiiirika o^o o^o
22. sitlo ( 27/02/2007 23:10)
alefaso hoe eh, sao dia mba haiko.

o^oo^o
23. Stretch ( 27/02/2007 23:17)
a a a tsy havita !


ao ambany sôsety o^o:@o^o:@o^o
24. sitlo ( 27/02/2007 23:23)
:-D:-D

zay anaovana azy
25. mbaliana ( 28/02/2007 12:11)
fa inn le ataonareo klou?8O
26. sitlo ( 28/02/2007 14:34)
ity [center];-)[/center]
27. kelly13 ( 28/02/2007 14:44)
za kou hanimba kely hihihi
28. sitlo ( 28/02/2007 14:48)
[center]kelly13 mpandrava laka[/center]
29. kelly13 ( 28/02/2007 14:49)
an an an ka, tsy mpandrava laka fa mpandoto rano hahahaha
30. kelly13 ( 28/02/2007 14:49)
za nga tsy pacifista gaigy vavy ndray????:°)
31. sitlo ( 28/02/2007 14:51)
[center]:-D[/center]
ilay gaigy vavy sisa no tavela :°)
32. kelly13 ( 28/02/2007 14:53)
tsy pacifista tsony zany za, ze declare la guerra a ..... penina zany :°):°):°)
33. mbaliana ( 28/02/2007 16:10)
ranon'iza no voaloto tao? hiihih kely koa zanyranonareo zany

inn'io ry sitlo?
34. sitlo ( 28/02/2007 22:58)
mody hoe :roll: aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2101