je t'aime

1. xxx ( 25/02/2007 17:41)
tena tia (l)(l)(l)be any nikopol nefa tsy posible!!:snif::snif::snif::snif:

dia aleo ihany ho raisiko ho namana ianao!!
novalian'i nikopol ny 13/03/2007 08:20
2. fatou ( 25/02/2007 17:48)
zà kounkou aza je kiffe grav fa tsy possible:cry::cry::cry::cry::cry::cry:
3. Aino ( 25/02/2007 17:50)
(l)(l):-*:-*mon ami niko kely sy ny donasetroka!!;-)
4. fasaly ( 25/02/2007 17:51)
fatako ny maha possible ny an'i fatou:roll::roll::roll: satria enao bandy i niko koa bandy.....:-w:-w:-w



fa zà kou love am niko fa tsy possible ihany koa!:-P
5. xxx ( 25/02/2007 17:58)
za kouh tia be an'i nikopol fa saingy za tsy fantany!(l)(l)(l):*
6. Fiffi ( 25/02/2007 19:09)
AIMEZ-VOUS !
7. sakaizakely ( 25/02/2007 21:01)
za kou mba efa nitory fitiavana taminy fa tsy calculer-n léry :snif: :snif: :snif:
8. fiaritiana ( 25/02/2007 22:11)
izy indray no tia ahy fa za no tsy nety:b:b
9. Fiffi ( 26/02/2007 22:06)
ka lery milaza hoe mahita fa "moche" be hono izy koh :roll:
10. sakaizakely ( 28/02/2007 09:50)
de tsy rarahian'i niko akory le mba decla be ato an !
11. arialy ( 05/03/2007 12:05)
mifankatiava dolo re a:lol:
12. mignone ( 05/03/2007 20:13)
efa sola be izy any sady miteny aminy teny tsy fantatra :-D:-D:-D:-D
13. Mmamisoa ( 06/03/2007 21:35)
Zay ndrindra no vô maika hitiavako azy!! :-D :-D :-D
14. nikopol ( 13/03/2007 08:20)
za koukoun :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4245