Resaka fangalarana

21. Fiffi ( 27/02/2007 10:47)
de hampiako an'ity hoe

“ce que vous faites au plus petit d’entre vos frères, c’est à moi que vous le faites”

Laisserons-nous à notre table
Un peu de place à l'étranger ?
Trouvera-t-il quand il viendra
Un peu de pain et d'amitié ?
22. fijo ( 27/02/2007 22:23)
prime
rah amisy olona efa hofaty noana eo anoloanao,ka tsy manome hanina hoazy enao,nefa manana dia diso ary mety ahavoasazy anao io
23. soanja ( 28/02/2007 01:34)
majesty:

Eritreritra sendra nandalo sa finoana sy fivavahana :D


Tena zavanitranga no resahiko. Nitranga taty US tsy lavitry Mexico, teny akaikin'ny bordern'i New Mexico State sy Mexico. Ankizy sy zaza amam-behivavy avy niampita frontieres antsokosoko.
Ary matoa izy napetraka eto amin'ity dinika ity dia tiako hita ny fomba handraisan'ny tsirairay ny fiainana sy ny finoany. Moa ve be fahatany sa mba misy ilay atao hoe fihantrana amin'ny samy mahaolombelona ary afaka handika ny didy nomen'ny Andriamanitra izay voalaza ao amin'i baiboly. Sy ny fahafantarana ny atao hoe zaza sy ny tontolony.

Mahagaga ahy fa mirona/manaiky any amin'ny fomba fijerin'i Fijo izay tsy mino an'Andriamanitra aho. Mino zany aho fa manana an'Andriamanitra i Fijo matoa mahita io fomba fijery io. :D fa izy no tsy mahatsapa azy fotsiny ary tsy anomezako tsiny azy izany satria safidy ny azy ary isika rehetra eto manana ny safidy.

Ataovy ny fandinihan-tena ary e. Apetraho amin'ny toeran'ireo olona ireo ianao de hevero fa zanakao ireo zaza ireo.

24. Rasiligaoma ( 28/02/2007 05:40)
io tsy mametraka ny tenany eo ho eo amin'ilay toeran'ilay 1 io no mahavoa matetika..
lasa zatran'ilay hoe moi d'abord foana
25. fijo ( 28/02/2007 06:21)
soanja sy rasiligaoma tena marina ireo voalzanareo ireo.
soanja tsy mila finoana wa ny fahalalana ny soa sy ny mety.efa averiko foana io.
ary aza hadino,fa matetika ireo mpino ireo no tena tia tena sy manalika ny olona toa azy.profo ireo hita eto ireo.
ary ndry koa,je t'amour foana anie na mino na tsia e.hi hii
26. linarako2 ( 03/03/2007 01:30)
fijo:

soanja sy rasiligaoma tena marina ireo voalzanareo ireo.
soanja tsy mila finoana wa ny fahalalana ny soa sy ny mety.efa averiko foana io.
ary aza hadino,fa matetika ireo mpino ireo no tena tia tena sy manalika ny olona toa azy.profo ireo hita eto ireo.
ary ndry koa,je t'amour foana anie na mino na tsia e.hi hii

Rehefa tsy mino ianao dia tazomy ho anao izany fa aza hamporisihana tsy hino ny olona.Tsy ho voasakanareo ny tsy hitori-teny anie ireo olon'Andriamanitra ireo e

27. fijo ( 03/03/2007 01:39)
izahay ani etsy miantso azy hino anay e.ny hevitray no asehonay.mahaiza manavaka zavatra
28. soanja ( 03/03/2007 01:49)
Fijo a> Tena misy tokoa ny antsoina hoe Spirtuality sy ny Ethics. Ary ny anao de Ethics no ekenao.
Tsy mandiso aho saingy amin'ny fijeriko Mpino dia mahita aho fa tsy ny rehetra akory no manana an'io Ethics io fa izay manana Fanahy. Mbola tsy tazanao fotsiny le izy fa matory ao anatiano ao. Bizz letsy a.
29. fijo ( 03/03/2007 05:14)
bisous be ndry fa za anie efa ela no nisy fanahy e.
30. niryna ( 12/03/2007 03:42)
[quote=linarako2]



Rehefa tsy mino ianao dia tazomy ho anao izany fa aza hamporisihana tsy hino ny olona.Tsy ho voasakanareo ny tsy hitori-teny anie ireo olon'Andriamanitra ireo e




Marina tanteraka izany
31. Fiffi ( 12/03/2007 07:48)
de nahita an'le reportage iny zah @ ireo olona mangalatra ao am-piangonana.....tena :(:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0528