Vakio ito raha te-hihomehy na hanala sorisory!!!

1. sambatra ( 24/02/2007 17:19)
Misy tovolahy anankiray, mpihaza rajako lahy no asany. Rehefa mihaza izy dia miaraka amina tovolahy anankiray hafa sy alika ary basy. Indray andro anefa tsy afaka ilay namany mpiaraka aminy toy ny mahazatra koa dia voatery tsy maintsy nitondra olon-kafa izy. Ito farany moa mazava hoazy fa mbola tsy za-draharaha.
Dia roso ary ny ,nandeha any anaty ala. Nony ela dia velom-panontaniana ilay namana vaovao hanampy (Namana) ilay mpihaza (Mpihaza).

Namana : hono hoy aho r'ise, fa maninona kay no rajako lahy ihany no hazainao.

Mpihaza : Ny lahy letsy lehibe kokoa ka mazava ho azy fa be velarana kokoa ny hoditra azo avy aminy. Dia arak'izany moa izany dia lafo vidy kokoa.

Namana : Hay ve, tena marina izany. Ary ahoana moa izany no fomba fihazanao?

Mpihaza : Hay tokoa moa, sady efa tonga mihitsy isika ka tsara be izany fanontanian'ise izany. Ka izao an, rehefa mahita rajako aho dia mianika eny ambony hazo misambotra azy. Tsy samborina moa izany fa ataoko izay hampianjerana azy amin'ny tany.

Namana : Hay, de ahoana rehefa avy eo?

Mpihaza : vao mianjera amin'ny teny ilay izy tonga dia karepohan'ilay alika ny voanatodiny (testicules-ny), ary dia minitra vitsy ihany dia tsy afaka mihetsika intsony.

Namana : Hum, dia hatao inona le basy ary manao inona ilay namana mpanampy anao?

Mpihaza : Nareo zany koa tena dondrona be, ilay basy letsy hitofirana ilay alika raha sendra hoe izaho no latsaka fa tsy ny rajako ah.

"""Izay tsy mihomehy dia rajako""" :°)
novalian'i pissoa ny 01/03/2007 13:05
2. sitlo ( 24/02/2007 17:25)
fintino (:lol:)
3. baw ( 24/02/2007 17:26)
nga tsy mahay manavaka rajako sy mpihaza le alika?
4. Stretch ( 24/02/2007 17:35)
sitlo = rajako

loza fa za ko varina namaky ny halavany de tsy nimé.
fa so iany fa za vhv.donky tsy converti.
5. sitlo ( 24/02/2007 17:39)
tantarao fa lava be ilay izy
6. Stretch ( 24/02/2007 17:40)
inn de averiko soratana dôly zany reo ?
sa kopeko de kopieko ?
:-D
7. sitlo ( 24/02/2007 17:49)
ananan
ataovy style telegrama
8. kelly13 ( 25/02/2007 11:35)
style sms no lamaody zao kou
9. Stretch ( 25/02/2007 12:38)
ko mbola hanahirana iany ny adika an'reo ry kelly
ra sms azany a .
10. Stretch ( 25/02/2007 12:45)
Misy tovolahy anankiray, mpihaza rajako lahy no asany. Rehefa mihaza izy dia miaraka amina tovolahy anankiray hafa sy alika ary basy. Indray andro anefa tsy afaka ilay namany mpiaraka aminy toy ny mahazatra koa dia voatery tsy maintsy nitondra olon-kafa izy. Ito farany moa mazava hoazy fa mbola tsy za-draharaha.
Dia roso ary ny ,nandeha any anaty ala. Nony ela dia velom-panontaniana ilay namana vaovao hanampy (Namana) ilay mpihaza (Mpihaza).

Namana : hono hoy aho r'ise, fa maninona kay no rajako lahy ihany no hazainao.

Mpihaza : Ny lahy letsy lehibe kokoa ka mazava ho azy fa be velarana kokoa ny hoditra azo avy aminy. Dia arak'izany moa izany dia lafo vidy kokoa.

Namana : Hay ve, tena marina izany. Ary ahoana moa izany no fomba fihazanao?

Mpihaza : Hay tokoa moa, sady efa tonga mihitsy isika ka tsara be izany fanontanian'ise izany. Ka izao an, rehefa mahita rajako aho dia mianika eny ambony hazo misambotra azy. Tsy samborina moa izany fa ataoko izay hampianjerana azy amin'ny tany.

Namana : Hay, de ahoana rehefa avy eo?

Mpihaza : vao mianjera amin'ny teny ilay izy tonga dia karepohan'ilay alika ny voanatodiny (testicules-ny), ary dia minitra vitsy ihany dia tsy afaka mihetsika intsony.

Namana : Hum, dia hatao inona le basy ary manao inona ilay namana mpanampy anao?

Mpihaza : Nareo zany koa tena dondrona be, ilay basy letsy hitofirana ilay alika raha sendra hoe izaho no latsaka fa tsy ny rajako ah.
11. Stretch ( 25/02/2007 12:47)
:D :D :D

memé anzay , fa lazain'i sambatra gidro eo ndray.
12. pissoa ( 25/02/2007 17:17)
Fa angaha ilay mpihaza tsy mikloty rehefa mihaza no hifangaro amin'ilay rajako ? :-D:-D:-D
13. lapino ( 26/02/2007 15:01)
misy te-hihaza koa zany liana be zany :°):°)
14. wooda ( 26/02/2007 22:19)
pissoa:

Fa angaha ilay mpihaza tsy mikloty rehefa mihaza no hifangaro amin'ilay rajako ? :-D:-D:-D



=))=))Tsy ratsy kosa ka! mety hisy hitovizan'izy ireo ihany angamba! =))=))=))
Mahita tenenina ianareo ireto ka!
15. pissoa ( 27/02/2007 20:08)
lap, ka izay indrindra mantsy :°):°)
16. pissoa ( 27/02/2007 20:12)
sady za toa tsisy an'zany voanatody =))=))=))
17. xl ( 28/02/2007 13:23)
inona no hidiran'ny vitsika @ pétrole?
18. wooda ( 01/03/2007 01:32)
pissoa:

sady za toa tsisy an'zany voanatody =))=))=))



Ary noheveriko fa lehilahy ianao marina, hay ve ka...
:-D:-D:-D
19. pissoa ( 01/03/2007 13:05)
hihihi :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0553