Fiangonana evangelique

1. xxx ( 23/02/2007 18:21)
O ry zavavy a (na zalahy aza tsy maninona), aiza no misy an'ireny fiangonana evangélique ireny eto Paris? na région parisienne? izay mba tena bebe olona ireny fa tsy ilay fiangonana vao miforona akory.
novalian'i xxx ny 24/02/2007 19:21
2. xxx ( 23/02/2007 19:22)
mankanesa ao amin ny ity hoe dia anontanio ny olona ao fa mety mahafantatra izy ireo hoe aiza.
http://www.vonjeonytaninay.com/
3. sitlo ( 23/02/2007 20:18)
efa nivoaka teto io fanontaniana io http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45df30c076f39 ny valiny
4. xxx ( 24/02/2007 09:47)
Misaotra anareo,fa ny "jereo eto" nataon'i sitlo toa ity ihany no miverina?
5. sipagasy ( 24/02/2007 15:50)
mmhhh fa maninona no manao xxx jiaby ianareo???? hhih mampme be nefa resaka finoana ilay izy fa tsy resa-behivavy akory hihihi. Mivavaha ho anay rehetra e!:-*
6. Salut ( 24/02/2007 16:26)
Tsy hita koa! Mahamenatra be angamba ny Finoany, na tsy i Kristy no tadiaviny any fa zavatra hafa.
7. xxx ( 24/02/2007 19:21)
xxx:

O ry zavavy a (na zalahy aza tsy maninona), aiza no misy an'ireny fiangonana evangélique ireny eto Paris? na région parisienne? izay mba tena bebe olona ireny fa tsy ilay fiangonana vao miforona akory.



:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2016