NJILA
21. infinity
(
13/03/2007 16:38)
Vale: ouii, toi koa ngah tany?
22. mandrindra
(
25/03/2007 09:10)
zah tany fa tsy dia tena fy tamiko ilay soirée.
reviko fotsiny fa ilay hira mamiko no nanombohany azy : "ditra"
23. infinity
(
25/03/2007 17:24)
Mandrindra, kozy ve? d aona no tsy niantso kle.
Le izy vita aloha be no tena olana
24. tsiky5
(
20/03/2016 17:27)
faly tafiditra ato anatin'ity fikambanana ity ny tenako, izay tena mpankafy NJILA tokoa,dia mirary an'i NJILA hahery hatramin'ny farany amin'ny mozika fa tena tsara
25. sahia
(
21/03/2016 13:55)
ny ahy ts d lay resak Njila loatra fa ny hitako nisongadina B d oe i vale IHANY NO karinah
hahahha (kotozafy ihany no lexis)
vale:
infinity: hay enao kou mpankafy Njila? six:}:}:}:wink:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2233