Filazantsara aty ivelan'ny Gasikara sy any Gasikara

1. saho ( 22/02/2007 14:39)
Mandalina ary aza mitsahatra mivavaka ianao

Vakio Epistily voalohany ho an 'ny Tesaloniana...
Tesaloniana voalohany

antoko 1 sy antoko 2 antoko 3:Fiarahabana ny Tesaloniana, sy ny fisaorana an'Andriamanitra noho ny nandraisan'ireo ny filazantsara sy ny nandrosoany t@ finoana sy fitiavana.

antoko 4 sy antoko 5: Fananarana ny Tesaloniana hitondra tena mendrika ny filazantsara.

Raha mahaliana anareo koa ity dia efa misy verse Baiboly ny fiainana @ tany mandroso lehibe toa ny firenena matanjaka rehetra, raha liana ianao dia mba vakio ity indrindra ho an'ny malagasy aty ivelany
Deoteronomia antoko 6, andininy 6-18

Mazotoa mamaky ary aza misaraka @ filazantsara!!!!!!
2. Fiffi ( 22/02/2007 16:26)
misaotra nizara .
3. fijo ( 22/02/2007 22:58)
mahereza fa ampy anay ny boky efa misy hafa ka
4. niryna ( 23/02/2007 05:14)
fijo:

mahereza fa ampy anay ny boky efa misy hafa ka


Mahereza aza isika hamaky ny baiboly fa tsara lavitra noho ny sakafo faran'izay matsiro io.Ary misaotra ny mpanome ny size nizara taminay.Sa ahoana ry fijo:?:
5. majesty ( 23/02/2007 05:36)
6. prime ( 23/02/2007 06:45)
saho> misaotra...
7. fijo ( 23/02/2007 23:10)
niryna,ie ianareo mamakia baiboly,fa izahay avelao hikaly,de aza mitaraina noana mihintsy an.eo ihany nareo
8. Fanambinana ( 24/02/2007 18:53)
Fijo: Mazoto homana ary. Fa izao mihinana hameno inona moa ianao io? Hameno kibo mba hatavy ve? Ny inona anefa no hatavizina? Sa hivoky mba hameno wc? Isasatra mafy amin'izay holevona sy ho ariana zany? Indrisy fa nolavinao ilay FAHAVELOMANA fa santarinao sahady ny FAHAFATESANA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2938