Naninona no natao Batisa Jesosy?
21. Mandefitra
(
23/02/2007 09:31)
Ny Batisa anie zany dia lalam-pamonjena: matoa ny Mpamonjy natao Batisa sady naniraka ny hanaovana ny firenena rehetra Batisa.
22. prime
(
23/02/2007 10:29)
Jesosy koa noforàna fony Izy 8 taona... satria nanaja ny rafitra nisy Izy, manamarina ny Teniny nanao hoe tsy mpandrava Izy fa mpanatanteraka, modely hoy ny voalaza ireo ambony ireo...
Ny "fahamarinana rehetra" voalaza dia ny fahatanterahan'ny faminaniana rehetra mikasika an'i Kristy fony Izy mbola tany an-danitra, hatr@ nidinany tety an-tany, ny fiainany sy ny dingana nolalovany, ny nahafatesany, ny nitsanganany t@ maty, ny niakarany any an-danitra ary ny mahaMpanjakan'ny Mpanjaka Azy...

23. Mandefitra
(
23/02/2007 12:11)
Voalaza teo : Jesosy koa noforàna fony Izy 8 taona.
Tsisy hifandraisany.Noho Jesosy nitafy nofo, dia nilaina ny Batisa mba hampihariharina'Andriamanitra ny maha Zanany Azy.Ary zay ko no nandidian i Jesosy antsika mba hatao Batisa mba hahatonga antsika ho zanak'Andriamanitra, sy handray ny Fanahy Masina
Matio 3
16 Ary raha vao natao batisa Jesosy, dia niakatra avy teo amin'ny rano niaraka tamin'izay Izy ; ary , indro, nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin'Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny.
17 Ary, injao ! nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe : Ity no Zanako malalako Izay sitrako.
=>Lesona :

24. prime
(
23/02/2007 12:54)
Mandefitra> Inona no tsy misy ifandraisany? fa inona no tandindon'ny batisa?... (tsy idirantsika lalina raha mbola sarotsarotra)...
Ekena ny tranga nisy ary nambaran'Andriamanitra tamin'io fotoana io tokoa ny maha Zanany an'i Kristy... fa nasehon'i Kristy tamin'io koa ny fanajàny an'i Jaona mpanao batisa sy ny asa nankinin'Andriamanitra taminy, io ilay drafitr'Andriamanitra ary nankatoavin'i Jesosy Kristy rahateo...
Fa teo koa no nanombohan'i Kristy ny asany ka tsy maintsy nanehoan'Andriamanitra tamin'ny rehetra fa nomena Azy ny fahefàna rehetra hanatanteraka ny asam-pamonjena nankinina Taminy... satria nohamasinina manokana Izy teo ary izay no nahatonga Azy nalaim-panahy tany anefitra taorian'io.... satria satàna tsy nino aloha hoe Jesosy Kristy marina ilay tena Izy... Izany hoe fanoloram-pahefàna ihany koa io fotoana nanaovana batisa Azy io no sady fanamarihana ny fiandohan'ny asa lehibe miandry Azy...

25. Fiffi
(
23/02/2007 21:36)
Fiffi:ny ahy ry zareo de io hiany no ahafantarako ny batisa an'i Jesoa an ! sa ahoana ozy nareo @ io voalaza io ?
Ny rano manohatra ny batisan'i Jesosy teo amin'ny ony Jordana ary ny Baiboly milaza fa ny otantsika dia nifindra teo amin'i Jesosy avokoa rehefa nataon'i Jaona Batista batisa Izy. Jaona dia solon-tenan'ny olona rehetra ary taranak'i Arona mpisorona avo. Arona nametraka ny tànany teo amin'ny lohan'ny osilahy velona mba ho famelana ny fahotan'ny taona rehetran'i Israelita tamin'ny andro Fanavotana. Ity no alokin'ny zava-tsoa ho avy. Ny batisan'i Jesosy dia sarin'ny fametrahan-tànana. Ny batisan'i Jesosy dia natao tamin'ny fomba fametrahan-tànana teo amin'ny Jordana. Ka nalainy ny fahotana rehetran'izao tontolo izao amin'ny batisany ary nohomboana tamin'ny hazo fijaliana Izy handoavana an'izany ota izany. Nefa maro ny Kristiana tsy mahafantatra nahoana no nataon'i Jaona batisa teo amin'ny Jordana i Jesosy. Ny fototr'ity boky ity dia ny batisan'i Jesosy sy ny antoko tsy azo lavina ao amin'ny filazantsaran'ny Rano sy ny Fanahy Masina. Afaka ho ateraka indray isika raha mino ny batisan'i Jesosy sy ny Hazo fijaliany.
26. fijo
(
23/02/2007 23:21)
majesty an,"sao manao mpitaribato vilam bava hoe..." efa mpitaribato vilambava anie io jesosy io e.aza hadino fa izy dia jiosy ary mbola ny finoana jiosy no nentiny maty.
izy dia tsy kristianina nefa nareo milaza fa tarihany kritsianina.

30. fijo
(
27/02/2007 22:42)
xxx porofoy fa mirediredy aho.
taiza enao no nahita filazana fa jesosy dia kritsianina???????milaza izy fa izy no kristy,fa tsy kristianin aizy.
ary izy dia jiosy foana mandrapahafatiny.ny mopera aza manaiky izany.

31. niryna
(
12/03/2007 03:28)
fijo:
xxx porofoy fa mirediredy aho.
taiza enao no nahita filazana fa jesosy dia kritsianina???????milaza izy fa izy no kristy,fa tsy kristianin aizy.
ary izy dia jiosy foana mandrapahafatiny.ny mopera aza manaiky izany.
Tsy kristianina izany izy,izay olona manaraka an'i kristy no atao hoe kristianina ka