Manindry, mizesta

21. xxx ( 05/03/2007 09:26)
niryna:

Izaho koa mieritreritra io teneninao io... tsy aleo tsy mijery serasera intsony.


Aza mijery e ! F'angaha moa terena ?


22. niryna ( 06/03/2007 08:07)
rush:

ary fa maninona kay zay lazain'i linarako2 sy niryna toa tsy misy afats'ireo hoe isa,fanenjehina,fihalonana sns? fa iza no mialona?fa iza no manenjika?fa iza no henjehina?

Ny fialonana tsy miala amin'ny zanak'olombelona.Matoa manaratsy ny hafa dia misy tsy fitiavana ao.Tsy tokony atao mihitsy ny hanopa olona amin'ny izay tsy izy.Izaho tsy mahafantatra azy,izy tsy mahafantatra ahy.Tadidio fa vahoaka sesehena no mijery ity fandaharana ity.Ka rehefa tsy mahita zavatra tsara hitenenana olona dia ny fanafodiny tazomy ho ahy sy ho anao irery.Toy ireny mandrora mitsilany ireny,ka ny teneny ihany no voa.Toy ny milalao baolina amin'ny rindrina ihany koa ka miverina any aminy ihany ny baolina.Mety nahita toy ny rehetra koa izany linarako2 ka dia mba niteny.

23. xxx ( 06/03/2007 12:55)
ka ianao ihany i linarako2 koh!:-D:-D:-Daza be sinema hoa!Rakotozanany ihany no stanislas koa hoe inn a! inn!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2352